msh_rut_text_reg/02/05.txt

1 line
468 B
Plaintext

\v 5 Ka Boaza nivola tamin'ny gny mpanompony zay nagnara-maso gny mpiasa hoe: "anak'ia moa io ampeleo?" \v 6 Gny mpanompo mpagnara-maso gny mpiasa namaly ka nanao hoe: "Ampela Moabita niaraky nimpoly tamin'i Naome bakagny amin'ny gny tanin'i Moabita io. \v 7 Nivola tamiko ie hoe: 'Mba engao lahy aho mba hitimpo ngy tavela nengany mpanampaky vary reo.' Ka la niavy teto ie ka nanohy nanomboky tamin'ny gny maraindray ka hatramin'izao, fa niay tseky ie tan-tragno ao."