msh_rut_text_reg/01/14.txt

1 line
288 B
Plaintext

\v 14 Ka nandratsy gny feony vinantonireo ro nitagny ndraiky. Nagnoroky nanao veloma gny rafozany ampela Orpa, fa Rota nifikitsy aminy eo. \v 15 Hoy Naomy hoe: " Njanjigno, noly tagny amin'ny gnireo olony voho gny ndragnahariny gny rahavavinao. Mompolia miaraky amin'ny gny rahavavinao."