msh_rut_text_reg/01/06.txt

1 line
389 B
Plaintext

\v 6 Bakeo Naomy nanapa-kevitsy gny hagnenga an'i Moaba miaraky amin'ny gny vignatony ampela ka nompoly tagny Joda fotony fa nahare ie tao amin'ny gny faritsy Moaba fa fanagnampy gn'olony zay nila fagnampea i Yaveh ka nagnomea hany androzy. \v 7 La nienga gny toera zay niarahany tamin'ny gny vinantony roe vavy ie, ka nandeha nijotson'ny gny lala rozy mba himpoly amin'ny gny tanin'i Joda