bzc_mrk_text_reg/16/19.txt

1 line
375 B
Plaintext

\v 19 [Ny fandikana taloa no tena tsara de magnala ny Marka 16: 9-20] Rehefa avy nizaka tamin-jarô ny Tompo, de nampekarina ho agny andagnitra Izy ary nitoetra takiô antagnankavan'Andriamanitra. \v 20 De ninga zariô mpianatra nitory tegny rehetra tegny, ary ny Tompo niaraka niasa taman-jarô ary nagnamafy ny zaka tamin'ny alalan'ny famantarana zegny niaraka taman-jarô.