bzc_mrk_text_reg/16/09.txt

1 line
432 B
Plaintext

\v 9 [Fagnamarinana: Ny fandikana taloa ny tena tsara de manala ny Marka: 16:9-20] Vô mandrena tamin'ny andro vôlognany erign'andro, tafaran'ny nitsanganany, de niseo tamin'ny Maria Magdalena aloaka Izy, zay nandroahany demonia fito. \v 10 De lasa Maria ary nizaka ny vôvô tamaan-jarô niaraka tamin'i Jesosy, ra mbola nalahelo sy nitomagny zarô. \v 11 Regnin-jariô fa velona Izy ary nahita Anazy izy, fa tsy nanaiky zarô.