bzc_mrk_text_reg/16/01.txt

1 line
348 B
Plaintext

\c 16 \v 1 Rehefa tapitra ny andron'ny Sabata, de nivanga zava-magnitra aosotra amin'ny fatin'i Jesosy i Maria Magdalena sy Maria ranin'i Jakoba, ary Salome nivanga ra magnitra mba andea ka agnosotra ny fatin'i Jesosy. \v 2 Vô mandrena be tamin'ny andro vôlognan'ny erign'andro, de ninga tegny amin'ny fasagna zariô rehefa nipiriaka ny agnadro.