bzc_mrk_text_reg/08/01.txt

1 line
530 B
Plaintext

\c 8 \v 1 Tamin'izany andro zany, de nisy vaôka maro be ndreka, ary tsy nanagna ra-oanina zarô de nagnantso ny mpianatra Jesosy ary nizaka taman-jarô hoe: \v 2 "Mampalaelo Anà vaôka togna, satria efa telo andro zariô nanoy nagnaraka Anà ary tsy nanagna ra-oanina. \v 3 Raha aseko mande mody agny andragnony tsy omana zarô de mety ho toragna anketogna. Ny sasagny aman-jariô de avy agny alavitra be." \v 4 Namaly Anazy zarô mpianatra hoe: "Akeza haitan-tsena mofa ampy avoky vaôka maro be togno aty an-tany foagna aty?"