Mon Nov 18 2019 15:57:56 GMT-0800 (Pacific Standard Time)

This commit is contained in:
tsDesktop 2019-11-18 15:57:57 -08:00
commit 3fc31315cf
117 changed files with 256 additions and 9 deletions

1
07/01.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\c 7 \v 1 Zareo Fariseo sy ny fanjakana sasagny izegny avy tagny Jerosalema de tonga nivory nagnodidigna Ananjy.

1
07/02.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 2 Ary hitanjareo ny mpianatra sasagny nihinana mofo tamin'ny tagnana tsy madio, izany hoe tsy vôsasa. \v 3 (Fa ny Fariseo sy ny Jiosy jiaby de tsy mba nihinana raha tsy efa avy nanasa ny tagnananjareo , satria magnaraka ny fombafombanjareo loholona.) \v 4 Ary ndreka niherigna avy tagny abazary zareo Fariseo, dia tsy mihinana zareo raha tsy avy mandro, ary mitandrigna fomba maro hafa tegnandraha zareo, kara ny fanasana kapoaka, sy ny fagnaranana, fanaka varahina, ary ny fandriana izay hinananjareo.)

1
07/05.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 5 Ireo Fariseo sy ny mpitondra fanjakana nagnadina an'i Jesosy hoe: '"Nawana ny mpianatra no sy nandiaa araka ny fombafombanjareo loholona, fa mihinana ny mofonjareo amin'ny tagnana tsy vôsasa?"

1
07/06.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 6 Ndrefa hoy Izy taminjareo hoe " Isaia naminangny tsara momba andreo mpiasaravelatsihy. Nosoratany hoe: "Ity vaoaka ity magnaja Anay amin'ny molotra, fa ny fony koza lavitra Anay. \v 7 Foagna ny fivavahana amianjareo Anay, raha mampianatra ny fitsipik'olombelona mba ho fampianaranjareo.'

1
07/08.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 8 Navelandreo ny didin'Andriamanitra ka tanandreo mafy ny fomban'ny olona.'' \v 9 Ary hoy ihany koa Izy taminjareo hoe: '' Kara ino ny fagnarianareo ny didin'Anriamanitra mba hitandremandreo ny fomban-drazagnanareo! \v 10 Fa hoy i Mosesy: 'Magnajà ny babanô sy ny rininô, ary koa, zegny mizaka ratsy ny abany sy ny reniny dia ho faty tokoatra.'

1
07/11.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 11 Kanefa andreo mizaka fa: ''Raha misy lilahy reka mizaka ny abany na ny reniny hoe: 'Na ino na ino tianô ho azo avy aminay dia efa Korbana,''' (izany hoe: 'namian'Andriamanitra') - \v 12 de tsy avelandreo hagnano na ino na ino amin'ny abany sy ny reniny kôza izy. \v 13 Magnafoagna ny tenin'Andriamanitra andreo noho ny fomban-drazagnanandreo izegny nitanandreo. Ary raha maro mitovy amin'izany koà no atôndreo."

1
07/14.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 14 Ary nagnanso ny fokon'olona ndreka Izy ka nizaka taminjareo hoe: " Mitonoà Anay, andreo jiaby, ka fanataro. \v 15 Tsy misy raha avy agny avelagny zegny miditra agnatin'ny olona ka afaka mandoto ananjy ndreka miditra agnatiny. Fa izegny mivoaka avy ao angatiny no mandoto ananjy." \v 16 [Fagnamarinana: Ny fandikana tegna tsara dia tsy mentsy magnatô ny andininy faha 16: Raha misy manan-tadigny hitonoàna, de ôka izy hiteno.]

1
07/17.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 17 Ary ndreka niala takeo amin'ny fokonolona i Jesosy ka niditra tan-dragno, de nagnadina Ananjy momba le fanoharana ny mpianany. \v 18 Hoy Jesosy taminjareo: "Mbola velona amin'ny fahalalana koà megny andreo a? Tsy hitandreo megny fa izegny miditra ao agnatin'ny olona avy agny avelagny de sy mandoto ananjy, \v 19 satria tsy afaka miditra ao am-pony izany, fa agnaty kibo fôgna de mivoaka amin'ny fivoaany?" Tamin'izany fagnambarana izqny de nagnano ny raanina jiaby ho madio i Jesosy.

1
07/20.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 20 Hoy Izy: "Izegny mivoaka avy amin'ny olona no madoto ananjy. \v 21 Fa avy agnatin'ny olona, avy ao am-pony, no ivoaan'ny segna ratsy, ny fahavetavetana, ny halatra, ny vono olona, \v 22 ny fizangazangana, ny fitsiriritana, ny haratsiam-pagnahy, ny fitaka, ny fizezozezoana, ny fialognana, ny famosana lenga, ny avognavogna, ny hafokàna. \v 23 Izany raha tsy manjary jiaby izany no mivoaka avy agnatin'ny olona, ary izany no mandoto ananjy."

1
07/24.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 24 Niala takeo Izy ka ninga tagny amin'ny faritr'i Tyro sy i Sydona. Niditra tan-dragno reka zegny Izy ary tsy tiany ho fantan-jovy na zovy fa takô Izy, nefa tsy afaka nivony. \v 25 Kanefa niaraka tamin-jegny de nisy viavy reka, izegny nisy fagnahy maloto ny zanagny viavy bitika, naregny ny momba ananjy, tonga, ary nenkohoka teo ankongogny. \v 26 Ary Grika ilay viavy, Syro-foinika no fiaviany. Nengavy Taminanjy izy mba hamohana ny demonia mba hiala amin'ny zanagny viavy.

1
07/27.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 27 Hoy Izy taminanjy: "Amiao raanina alonga ny zaza. Satria tsy mety lakoa malaka mofon-jaza ka manipy izany ho an'ny kiva." \v 28 Nefa namaly izy ka nizaka Taminanjy hoe: "Eka, Tompo, fa na de ny kiva ambany latabatra aza de mihinana ny tavitaviny amin'ny mofon-jaza."

1
07/29.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 29 De hoy Izy taminanjy: "Noho izqny zakanô izany, afaka minga anô. Efa niala tamin'ny zanakanô viavy ny demonia." \v 30 Dia ndreka niherigna tagny an-dragnony raviavy de nahita ny zaza nadry takio ambony kitrara, ary ny demonia dia efa niala.

1
07/31.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 31 Ary nivoaka ndreka i Jesosy ka niala tamin'ny faritr'i Tyro, de namakivaky an'i Sydona hatragny amin'ny Ranomasin'i Galilia ka hatragny amin'ny faritr'i Dekapolisy. \v 32 Ary nindônjareo takio Aminanjy ny olona reka marignina sady moà, ary nitaregna Taminanjy zareo mba hametrahany ny tagnany aminanjy.

1
07/33.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 33 Nitondra an-dralilahy nitôkana niala takio amin'ny fokon'olona Izy, de nanefa ny zana-tagnany tagnaty tadigniny Izy, ary ndreka avy nandrôra, de nikasika ny lelany. \v 34 De nidraka lagnitra Izy, de nisento ka nizaka taminanjy hoe: "Efata," izany hoe: "Maladià!" \v 35 Ary bitibitika takio de naregny ny tadigniny, ary izegny namatotra ny lelany dia potika ary de afaka nizaka mazava sara izy.

1
07/36.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 36 Ary Jesosy nandrara anjareo tsy hizaka na amin-jovy na zovy. Kanefa na de niraràna aza zareo, de vômeka nagnaparitaka izany bebe kokoà. \v 37 De gaga tokoatra ny olona, ka nizaka hoe: "Naniny tsara aby ny raha jiaby. Ny marignina aza natôny naregny ary ny moà mizaka."

1
07/title.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
Toko faha 7

View File

@ -1 +1,5 @@
\c 9 \v 1 \v 2 \v 3
<<<<<<< HEAD
\c 9 \v 1 \v 2 \v 3
=======
\c 9 \v 1 Hoy Izy taminjareo hoe: "Zakeko amindreo marina tokoatra, fa misy amindreo izegny mitsangana aketo no tsy hagnandragna izany fahafatesana izay alohany hahitanjareo ny fanjakan'Andriamanitra izegny ho avy amin'ny hery lehibe." \v 2 Ary enina andro taty afara, de nindesin'i Jesosy niaraka taminanjy i Petera sy Jakoba ary Jaona tagny an- tendrombohitra ambo, ary zareo reka no takagny. Avy teo de nivadika terehy takeo amasonjareo Izy. \v 3 Nanjary nangilangilatra no sady madio, ary fotsy mioatra ny raha fotsy indrindra taketo ambony tany ny lambany.
>>>>>>> ac39389874ce645203547019db3f3547ac7ac621

1
09/04.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 4 Avy takeo Elia sy Mosesy nivoaka taminjareo, de nikorana tamin'i Jesosy zareo. \v 5 Petera namaly ka nizaka tamin'i Jesosy hoe: "Raby ô, tsara raha mibodika aketo ansena, ka andô hagnano tragno tanty telo, ny reka ho Anao, ny reka ho an'i Mosesy, ary ny reka ho an'i Elia." \v 6 ( Fa tsy fantany izegny tokony ho zakena, satria nataotra mafy zareo.)

1
09/07.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 7 Nisy rahona tonga ka nanarogna anjareo. Ary nisy feo nivoaka avy takô agnatin'ny rahona hoe: "Ity no Zanako tiako. Mitonoà Ananjy." \v 8 Tampoka takeo, ndreka nizaa ny magnodidigna zareo, de tsy nahita na zovy na zovy koza, ankoatran'i Jesosy.

1
09/09.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 9 Ndreka nandrorogna avy tagny an-tendrombohitra zareo, de norarana mafy mba tsy hizaka na aminjovy na zovy ny raha jiaby hitanjareo, raha tsy efa mitsangana amin'ny maty ny Zanak'Olona. \v 10 Ary de nitananjareo izany zaka izany, nefa nifagnadina zareo ny amin'ny mety ho dikan'izany "fitsanganana amin'ny maty" izany.

1
09/11.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 11 Nagnadina Ananjy zareo hoe: "Nawana zareo mpitondra fanajakana no magnambara fa tsy mentsy ho avy alohan'ny fotoana i Elia?" \v 12 De hoy Izy taminjareo hoe: "Efa tonga voalohagny Elia hagnarina ny raha jiaby. Ary nawana no voasoratra fa ny Zanak'Olona de hijaly mafy amin'ny raha maro ary hatô kara ny olona tsy misy dikany? \v 13 Nefa zakeko amindreo fa efa tonga Elia, ary natôn'ny olona aminanjy izegny miniminim-pony, araka izegny efa vozakan'ny Soratra Masina momba ananjy."

1
09/14.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 14 Ary ndreka nierigna takeo amin'ny mpianantra zareo, de naita olo-maro nagnodidigna anjareo ary zareo mpitondra fanjakana niady hevitra taminanjy. \v 15 Raha vô nahita an'i Jesosy zareo, de gaga ny vaoaka jiaby ary ndreka nihazakazaka nagnatona Ananjy zareo de nifagnontsafa taminanjy. \v 16 Nagnandina anjareo mpianany Izy hoe: "Momba ny ino no raha hiadiandreo hevitra aminjareo?"

1
09/17.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 17 Ary nisy reka tamin'ireo vaoaka namaly Ananjy hoe: "Mpampianatra o, nindesiko ho aketo Aminô ny zanako lilahy. Misy fagnahy ratsy tsy mampizaka ananjy izy. \v 18 Manambotra ananjy ka mandavolavo ananjy ary mampandoa vory ananjy, mikatri-nify izy, ary manjary mifanintogna. Nangao taminjareo mpianatrao ny tegnako mba hamoaka izany hiala aminanjy, kanefa tsy vitanjareo izany." \v 19 Ary namaly anjareo Izy hoe: "Ry taranaka tsy mino, mandra-pahoviana no hibodiako aketo amindreo? Mandra-pahoaviana no handiferako amindreo? Andeso aty Aminay izy."

1
09/20.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 20 Ary nindesina takeo Aminanjy ilay zaza lilahy, ary ndreka vô nahita an'i Jesosy ilay fagnahy ratsy, de nampifanintosintona ananjy izany. Lavo tamin'ny tany ilay zaza lilahy ary namory ny ranovavany. \v 21 Jesosy nagnadina ny iabany hoe: "Letr'oviana no naha karan'izô ananjy?" Dia hoy ny iabany hoe: "letra izy mbola bitika." \v 22 Ndrekindreka io fagnahy ratsy io de nandavo ananjy tagnaty afo na tagnaty rano ary nagnano izegny hapotika ananjy. Raha mahè magnano ny raha jiaby Anô, de mamindrà fo aminè ary tahio zehè."

1
09/23.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 23 Jesosy nizaka taminanjy hoe: "Raha mahè anô? \v 24 Ny raha jiaby de hain'ny manam-pinoana." Ary niaraka tamin'izegny iaban'ilay zaza de niheka mafy nagnano hoe: "Mino zaho! Tahio zaho amin'ny tsy finoako!" \v 25 Ndreka hitan'i Jesosy ireo vaoaka nihazakazaka nagnatogna Ananjy, de nizakeny mafy ilay fagnahy maloto ary nagnano hoe: "Ry fagnahy tsy mizaka sy maregnina, mandidy anô Zaho, mivoaha aminanjy, ary aza mierigna midita aminanjy kôza."

1
09/26.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 26 Nihekeka mafy izany ka nampifanintogna mafy ilay zaza lilahy ary nivoaka avy takeo. Kara olona maty ilay zaza lilahy, ka maro no nizaka hoe: "Maty izy." \v 27 Fa Jesosy nandramby ny tagnany ka nagnarina ananjy, de nitsangana ilay zaza lilahy.

1
09/28.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 28 Ary ndreka niditra takô an-dragno i Jesosy, de nagnadina Ananjy zareo mpianany hoe: "Naoana zehè no tsy nahavoaroaka ilay fagnahy ratsy?" \v 29 Hoy Izy taminjareo hoe: "Ny karan'iregny de tsy afaka roasina raha tsy amin' ny alalan' ny vavaka."

1
09/30.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 30 Niala takeo zareo ary nandalo tagny Galilia. Tsy tiany ho fantan-jovy na zovy hoe avy teza zareo, \v 31 fa nampianatra anjareo mpianany Izy. Hoy izy taminjareo hoe: "Ny Zanak'Olona dia hamiana ho an-tagnan'ny olona, ka ho voninjareo Izy. Ary ndreka voavono Izy, de hitsangana amin' ny maty ndreka afaka telo andro." \v 32 Fa tsy azonjareo io fagnambaràna io, ary nataotra ny agnadina Ananjy zareo.

1
09/33.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 33 Avy teo de tonga tagny Kapernaomy zareo. Ndreka avy niditra tan-dragno Izy de nagnadina Ananjy zareo hoe: "Ino ny raha nifampikoranandreo tan-dalana?" \v 34 Fa nangina zareo. Satria niady hevitra tegny an-dalana zareo ny amin'izegny lehibe indrindra. \v 35 Nitoetra Izy, ary nantsovany niaraka zareo roy ambin' ny folo lahy ary nizaka Izy hoe: "Raha misy magniry ny ho voalohagny, de tsy mentsy farany amin'ny jiaby izy ary ho mpanompon'ny olona jiaby."

1
09/36.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 36 Nalaka zaza bitika reka Izy ary natôny takeo antegnantegnanjareo. Nibateny tan-tagnany izy ary nizaka taminjareo hoe: \v 37 "Na zovy an zovy mihevitra ny zaza kara izô amin'ny agnarako, de mihevitra Ananjy koa izy, ary la ôhatra ka misy mihevitra Anay, de tsy mihevitra Anay reka fôgna izy, fa Ilay nagniraka Anay koa."

1
09/38.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 38 Hoy Jaona Taminanjy hoe: "Mpampianatra o, nahita olona namoaka devoly tamin' ny agnaranô zehè ary niraranè izy, satria tsy magnaraka ansena." \v 39 Fa Jesosy nagnano hoe: "Aza raràna izy, fa tsy misy olona hagnano asa lehibe amin'ny agnarako nefa bitibitika fôgna afaran'izany de hagnano laza ratsy momba Anay.

1
09/40.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 40 Na zovy na zovy tsy manohitra ansena, de miaraka aminsena. \v 41 Na zovy na zovy magnomia rano tasy reka ho sotroinô satria miaraka amin'i Kristy anô de zakeko aminô marina tegnany, fa tsy very ny valin'ny raha nanìny.

1
09/42.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 42 Fa na zovy na zovy manafintohina ny reka aminjareo mino Anay, de tsara ho ananjy ny agnantognana vato maventy fikoseham-bary mifatotra amin'ny ambozogny ary havarigna agny an-dranomasina. \v 43 Raha ny tagnano no mahatonga anô ho tafitohina, tapaho izany. Fa tsara aminô ny miditra manan-kilema agny amin'ny fiegnana tahatry managna tagnan-droy ka inga agny amin'ny helo, agny amin'ny afo tsy maty vonina. \v 44 [Fagnamarinana: Ny fandikana tegna tsara de tsy magnatô ny fehezateny akô amin'ny andininy 44 sy 46 hoe: Izegny tsy mety maty ny ankagna akô amin'izany ary ny afo de tsy ho faty mandrakizegny.'"]

1
09/45.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 45 Raha ny ongonô no manafintohina anô, de tapaho izany. Tsaratsara aminô ny miditra misy kilema agny amin'ny fiegnana tahatry managna ongotra roy ka hariana agny amin'ny helo. \v 46 [Zaano ny fagnamarinana akô amin'ny andininy 44]

1
09/47.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 47 Raha ny masonô no manafintohina anô, alao hiala izany. Tsara aminô ny miditra ny fanjakan'Andriamanitra miaraka amin' ny maso tokana tahatry maso roy ka hariana agny amin'ny helo, \v 48 agny amin'ny toerana izegny tsy mahafaty ny ankagnanjareo, ary ny afo tsy maty vonina.

1
09/49.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 49 Fa ny olona jiaby de samy masina amin'ny afo. \v 50 Tsara ny sira fa raha ny sira no manjary tsisy tsirony, de awana no hahafahanô magnamasina ananjy dreka? Atovy sira akô amindreo, ary mihavàna amin'ny tsirekireka."

1
09/title.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
Toko faha 9

View File

@ -1 +1,5 @@
\c 10 \v 1 Niala tamanizany toerana zany Jesosy ary ninga tagny amin'ny faritr'i Jodia sy takegny amin'ny faritra amorogny tegnandranon'i Jordan, ary nagnatogna anazy ndreka ny vahoaka.Ary kara ny faniny, de nampianatra anjarô ndreka izy. \v 2 De nagnatogna anjarô ireo fariseo mba hisapa anazy ka nagnadinany hoe: "Azo aniny lilay atô my va magnombela ny vadiny va"? \v 3 De nizaka izy hoe: " Ino ma raha nizaken'i Mosesy ataonarô. \v 4 De hoy zarô hoe: "I Mosesy de nagnasa ny lilay reka hanoratra taratasy agnamarinana ny fisaraham-panambadiana ary mampiala anazy avy akiô"
<<<<<<< HEAD
\c 10 \v 1 Niala tamanizany toerana zany Jesosy ary ninga tagny amin'ny faritr'i Jodia sy takegny amin'ny faritra amorogny tegnandranon'i Jordan, ary nagnatogna anazy ndreka ny vahoaka.Ary kara ny faniny, de nampianatra anjarô ndreka izy. \v 2 De nagnatogna anjarô ireo fariseo mba hisapa anazy ka nagnadinany hoe: "Azo aniny lilay atô my va magnombela ny vadiny va"? \v 3 De nizaka izy hoe: " Ino ma raha nizaken'i Mosesy ataonarô. \v 4 De hoy zarô hoe: "I Mosesy de nagnasa ny lilay reka hanoratra taratasy agnamarinana ny fisaraham-panambadiana ary mampiala anazy avy akiô"
=======
\c 10 \v 1 Niala takeo amin'zany toerana izany Jesosy ary ninga tagny amin'ny faritanin'i Jodia sy takegny amin'ny faritra ambanin'ny Reniranon'i Jordana, ary ninga takeo aminanjy ndreka ny vaoaka. Ary kara ny fanìny, de nampianatra anjareo ndreka Izy. \v 2 De nagnatona Ananjy zareo Fariseo mba hitsapa Ananjy ka nagnadignany hoe: "Azon'ny lilahy aniny mà ny magnombela ny vadiny?" \v 3 De nizaka Izy hoe: "Ino megny ny raha nasen'i Mosesy nataondreo?" \v 4 De hoy zareo hoe: "Mosesy de namela ny lilahy reka hanoratra taratasy fagnamarinana fisaraham-panambadiana ary nandefa anjareo avy teo."
>>>>>>> ac39389874ce645203547019db3f3547ac7ac621

View File

@ -1 +1,5 @@
\v 5 De hoy Jesosy tamanjarô hoe: "Noho ny ditran'ny fonarô no nanoratany an'izane lalàna izane. " \v 6 Fa tagny amboalognany nagnanovan'Andriamanitra nagnano anarô ho lilae sy viave.
<<<<<<< HEAD
\v 5 De hoy Jesosy tamanjarô hoe: "Noho ny ditran'ny fonarô no nanoratany an'izane lalàna izane. " \v 6 Fa tagny amboalognany nagnanovan'Andriamanitra nagnano anarô ho lilae sy viave.
=======
\v 5 De hoy Jesosy taminjareo hoe: "Noho ny ditran'ny fondreo no nanoratany an'izany lalàna izany." \v 6 Fa tagny amboalognany no nagnanovan'Andriamanitra anjareo ho lilahy sy vavy.'
>>>>>>> ac39389874ce645203547019db3f3547ac7ac621

View File

@ -1 +1,5 @@
\v 7 \v 8 \v 9 Aman'izany antony izany de hiala aman'ny iabeny sy reniny ny lae de ikambana amin'ny vadiny, ary manjary vatagna reke izy roe
<<<<<<< HEAD
\v 7 \v 8 \v 9 Aman'izany antony izany de hiala aman'ny iabeny sy reniny ny lae de ikambana amin'ny vadiny, ary manjary vatagna reke izy roe
=======
\v 7 'Amin'zany antony izany de hiala amin'ny abany sy ny reniny ny lilahy ka hitambatra amin'ny vadiny, \v 8 ary hanjary ho vatagna reka my zareo roy.' Ka tsy ho roy koza zareo, fa ho vatagna reka my. \v 9 Ka izegny natambatr'Andriamanitra de ôka tsy ho sarahin'olombelona."
>>>>>>> ac39389874ce645203547019db3f3547ac7ac621

1
10/10.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 10 Ary ndreka tafiditra tandragno zareo, de mbola nagnerigna nagnadina mikasika izany ndreka zareo mpianatra. \v 11 Hoy Izy taminjareo hoe: "Na zovy na zovy lilahy magnombela vady ka mangalaka viavy hafa de mijangajanga. \v 12 Raha miala amin'ny vadiny ny viavy ka manambady lilahy hafa de mijangajanga izy."

1
10/13.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 13 Avy takeo zareo de nitondra ny zanakanjareo takeo Aminanjy mba hanifany tagnana, fa nivigniran'ireo mpianatra zareo. \v 14 Fa ndreka nataka-maso an'izany i Jesosy de vignitra be Izy ka nizaka taminjareo hoe: "Avilè zamadinika hagnatona Anay ary aza sakanana zareo fa ny fanjakan'Andriamanitra de an'ny kara anjareo.

1
10/15.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 15 Zakeko amindreo marina tegnany, fa na zovy na zovy tsy mihevitra ny fanjakan'Andriamanitra kara ny zamadinika de tsy hiditra akô amin'izany sè izy." \v 16 Avy teo de nibagnebagneny ireo zamadinika ireo ka nisofiny rano sady nanifany tagnana.

1
10/17.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 17 Ary ndreka nagnandogna ny diany Izy, de nisy lilahy niazakazaka ka nentongalitra tagnatreany, ary nagnadina hoe: "A mpampianatra tsara, ino no tsy mensy aniko mba handovako ny fiegnana mandrakizegny?" \v 18 Jesosy nagnano hoe: "Naoana Zaho no ataonao hoe 'tsara'? Tsisy tsara ankoatran'Andriamanitra reka my. \v 19 Fantanô ny didy hoe: "Aza mamono olona, aza mijangajanga, aza mangalatra, aza mitsagana ho vavolombelona mamesy, aza magnambaka, hajeo ny abanao sy ny reninao.'"

1
10/20.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 20 De hoy ilay lilahy hoe: "Mpampianatra o, efa naniko latamin'ny fahatanorako aby raha jiaby izany." \v 21 Nagnentigna ananjy Jesosy ka tia ananjy. Ary hoy taminanjy hoe: "Misy raha reka tsy ampy akô aminô. Tsy mensy amidinô ny raha jiaby anagnanô ary amiao ny boty izany, de hanagnana fanagnana agny an-dagnitra ano. Ka magnaraha Anay." \v 22 Fa noho izany fizakana izany de nanjombogna izy ka niala tamin'alahelo, satria nanagna fanagnana marobe tokoatra izy.

1
10/23.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 23 Nagnintigna ny magnodidigna Ananjy i Jesosy ary nizaka taminjareo mpianagny hoe: "Tegna sarotra ho anjareo mpanagna ny miditra ny fanjakan'Andriamanitra!" \v 24 De magnana tamin'ny zakany zareo mpianatra. Fa hoy ndreka i Jesosy taminjareo hoe: "Anaka, sarotra ny hidirana akô amin'ny fanjakan'Andriamanitra! \v 25 Tsotsotra kokoa amin'ny rameva ny misofoka amin'ny vody filo, tahatra ny hisofoan'ny mpanankariana ako amin' ny fanjakan'Andriamanitra."

1
10/26.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 26 De mbola magnana ndreka ny mpianatra ary dia nifagnadina zareo hoe: "Zovy andrika no azo vonjena?" \v 27 Nizaa anjareo i Jesoy ary hoy Izy hoe: "Tsy vitan'olona izany, fa vitan'Andriamanitra anìna." \v 28 De nagnandogna nizaka taminanjy i Petera hoe: "Zaano, zehè togna de nahafoy ny raha jiaby anagnane ary nagnaraka Anao."

1
10/29.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 29 Ary hoy Jesosy: "Zakeko marina amindreo, tsisy olona nahafoy ny tragnony, na ny tamboka reka aminanjy, na ny mamany, na ny abany, na ny zanagny, na ny taniny noho ny Aminay, sy ny Filazantsara, \v 30 ka tsy mahazo in-jato mierigna amin'izô taonjato izô: de tragno tamboka reka, reny, zanaka sy tany, miaraka amin'ny fagnenjehana, ary amin'ny taonjato ho avy, de fiegnana mandrakizegny. \v 31 Fa maro ny voalognany no hanjary farany, ary ny afara hanjary voalognany."

1
10/32.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 32 Takegny anketogna zareo, hiakatra ho akagny Jerosalema, ary Jesosy ninga talohanjareo. Magnana ireo mpianatra, ary zareo nagnaraka Ananjy tafara de nataotra. Nantsovan'i Jesosy ho akeo Aminanjy ndreka zareo roy ambin'ny folo lahy ary de nagnandogna nizaka izegny raha hidogna Aminanjy tsy ho ela Izy. \v 33 "Antegno, miakatra ho akangny Jerosalema ansena izô, ary ny Zanak'olona de hamiana ny mpisorognabe sy ny mpitondra fanjakana. Ho disovinjareo ho faty Izy ary amiana ny Jentilisa. \v 34 Ireo de hagnaraby Ananjy, handrora Ananjy, handraboka Ananjy, sy hamono Ananjy. Fa afaka telo andro de hitsangana amin'ny maty Izy."

1
10/35.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 35 Jakoba sy i Jaona, zanak'i Zebedio nagnatogna Ananjy ary nizaka Taminanjy hoe: "Mpampianatra o, tianè raha mba ataonao izegny raha jiaby angatahinè aminô." \v 36 De hoy Izy taminjareo hoe: "Ino no tiandreo aniko amindreo?" \v 37 De hoy zareo hoe: "Avilè zehè hiaraka hibodika aminô akô amin'ny voninahitrao, ka ny reka akeo antagnan'ankavananao ary ny reka akeo ankavianao."

1
10/38.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 38 Fa Jesosy namaly anjareo hoe: "Tsy fantandreo izegny raha angawinareo. Andreo ma afaka misotro amin'ny kapoaka izegny nisotroako na hivandry ny hanìna batisa amin'izegny hagnanovana batisa Anay?" \v 39 Hoy zareo taminanjy hoe: "Efanè izany." Ary nizaka taminjareo i Jesosy hoe: "Ny kapoaka izegny ho sotroiko, de ho sotroinareo, ary amin'ny batisa izegny agnanovana batisa Anay no hagnanovana batisa andreo koa. \v 40 Fa izegny hibodika akeo an-tagnako ankavanana na ankaviako koza de tsy miankina Aminay izany, fa izany de ho an'ireo izegny nagnomagnana ananjy."

1
10/41.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 41 Refa naregny ny momban'izany ireo mpianatra folo hafa, de nagnandogna vignitra be tamin'i Jakoba sy Jaona. \v 42 Nantsovan'ny Jesosy takeo Aminanjy zareo ary nizaka hoe: "Fantandreo fa ireo zegny eretreretina ho mpifehy ny Jentilisa de mampanompo anjareo ary ny lehibeny mibeko anjareo de magnampatra ny fahefana aminjareo.

1
10/43.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 43 Fa tsy tokony ho karan'izany ny amindreo. Fa na zovy na zovy magniry ny ho lehibe amindreo dia ôka izy ho mpanompondreo, \v 44 ary na zovy na zovy magniry ny ho voalohagny amindreo de ôka izy ho andevondreo jiaby. \v 45 Fa ny zanak'olona tsy tonga mba ho tompoina fa tonga mba hanompo, sy hagnomia ny aigny ho takalon'aigna ho an'ny maro."

1
10/46.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 46 Tonga takô Jeriko zareo. Ndreka niala ny tanàna niaraka tamin'ny mpianany sy ny vaoaka marobe Izy, ny zanak'i Timeo, Bartolomeo, izegny mpangataka sady tsy maita, nitoetra takeo amoron-dalana. \v 47 Ndreka naregny izy fa i Jesosy avy agny Nazareta izany, de nagnandogna nihekeka mafy izy ary nizaka hoe: "A Jesosy Zanak'i Davida a, mandifera aminay!" \v 48 Maro no nizakazaka an'ilay tsy maita, nizaka taminanjy mba hangina. Fa vomeka nihekeka mafy izy hoe: "A Zanak'i Davida a, mandifera aminay!"

1
10/49.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 49 Nibodika i Jesosy ary nampagnantso ananjy. Nantsovanjareo ilay tsy maita, ary nizakany hoe: "Mahereza! Mitsangàna! Magnantso ano Izy." \v 50 Nariany ny lambany, ary nitsangana izy, ka ninga takeo amin'i Jesosy izy.

1
10/51.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 51 De namaly ananjy i Jesosy ary nizaka hoe: "Ino no tianô aniko aminô?" Hoy ilay lilahy tsy maita hoe: "Raby o, te-hibagna zaho." \v 52 Ary hoy Jesosy taminanjy hoe: "Mingà. Ny finoanô no nahavonjy anô." De nibagna niaraka tamin'izegny ny masony, ary nagnaraka an'i Jesosy takegny an-dalana izy.

View File

@ -1 +1,5 @@
\c 11 \v 1 \v 2 \v 3 Ary ndreka nandia tagne jerosalema izario,demarivo an'i Betifaga syBetania, an'antendromboitro Oliva,ary jesosy nagniraka roataminjario ary nizaka taminjario oe''Mandiana amin'ny tagnambona bitika manoloana antsena iry Ravao tonga
<<<<<<< HEAD
\c 11 \v 1 \v 2 \v 3 Ary ndreka nandia tagne jerosalema izario,demarivo an'i Betifaga syBetania, an'antendromboitro Oliva,ary jesosy nagniraka roataminjario ary nizaka taminjario oe''Mandiana amin'ny tagnambona bitika manoloana antsena iry Ravao tonga
=======
\c 11 \v 1 Ary raha ninga tagny Jerosalema zareo, de nagnakeky an'i Betifaga sy Betania, agny an-tendrombohitra Oliva, ary Jesosy nagniraka roy taminjareo mpianany \v 2 ary nizaka taminjareo hoe: "Ndena minga amin'iry tanàna bitika alohansena iry. Raha vô tafiditra akô andreo, de aita zana-boriky reka mbôla tsy nidiban'olona. Vahao izy de andeso aty Aminay. \v 3 Raha misy olona mizaka amindrio hoe: 'Nawana andreo no magnano an'izô?' De zakeo hoe: 'Misy ilàn'ny Tompo ananjy fa aerigna malady aty izy avekio."
>>>>>>> ac39389874ce645203547019db3f3547ac7ac621

1
11/04.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 4 Ninga nivoaka zareo de nahita zana-boriky reka nifatotra takeo avelagn'ny varangaragna reka takio amoron-dalana, ary nivaanjareo ny tadiny. \v 5 Nisy olona hafa nisangana takio ary nizaka taminjareo hoe: "Ino raha anindrio, mamaha zana-boriky io?" \v 6 De nizakendjareo taminjareo ny zakan'i Jesosy taminjareo, ary navelan'olona ninga tamin'ny lalany zareo.

1
11/07.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 7 Ary nindesinjareo mpianatra roy lahy takeo amin'i Jesosy ny zana-boriky de natôny takeo ambon'izany ny lambanjareo ka afaka nideba an'izany i Jesosy. \v 8 Maro ny olona namelatra ny lambany tegny an-dalana, ary ny sanagny koza namelatra tagnantagnan-kakazo izegny avy nitapahiny avy tagny agnaty ala. \v 9 Izegny ninga talôa sy izegny nagnaraka Ananjy de nagnantsoantso hoe: "Hosana! Deraina ilay tokana avy amin'ny agnaran'ny Tompo. \v 10 Deraina ny fanjakana ho avin'i Davida iabansena! Hosana ho an'ny agnambo indrindra!"

1
11/11.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 11 Avy teo Jesosy niditra takô Jerosalema ka ninga takeo an-tokontanin'ny fengonana ary nizaazaa ny raha jiaby. Ary, niahalina ny andro, de namantagna tagny Betania Izy sy zareo roy ambin'ny folo lahy. \v 12 Ny andro nagnaraka, ndreka nierigna avy tagny Betania zareo, de refogna Izy.

1
11/13.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 13 Ary naita kakazo aviavy reka nandrobogna avy taràgna lavidavitra, dia nagnatona Izy mba hizaa raha misy isiny takeo aminanjy, ary ndreka ninga takeo amin'zany Izy, de tsy naita na ino na ino afa-tsy raviny fogna, fa tsy mbola tsy taom-pamoazan'ny aviavy tamin'io. \v 14 Ary Izy nizaka tamin'izany hoe: "Tsy hisy hihinana isiny avy aminô kôza mandrakizegny." Ary regnin'ny mpianany izany.

1
11/15.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 15 Ninga tagny Jerosalema zareo, ary niditra takeo an-tokontanin'ny fengonana Izy ary nentomboka nanora ny mpivarotra sy ny mpivanga jiaby takô. Naongagny ny latabatranjareo mpanakalo vola sy ny sezanjareo mpivarotra voromelala. \v 16 Tsy nambela na zovy na zovy hitôndra raha azo amidy takô an-tokontanin'ny fengonana Izy.

1
11/17.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 17 De nampianatra anjareo Izy ka nizaka hoe: "Mà tsy efa voasoratra hoe: 'Ny tragnoko dia ansôvana hoe tragno fivavahana ho an'ny firenena jiaby?' Nefa natôndrio lavaka fivonian'ny mpangalatra." \v 18 Regnin-jareo lohan'ny mpisorogna sy ny mpitondra fanjakana izegny raha nizakeny, de niaragna fomba hamomoana Ananjy zareo. Kanefa nataotra Ananjy zareo satria ny vaoaka jiaby de gaga tamin'ny fampianarany. \v 19 Ndreka alina ny andro, de niala tan-tanàna zareo.

1
11/20.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 20 Ary ndreka ninga zareo ny mandrena, de naita ilay kakazona'aviavy nalazo ambam-bahany. \v 21 Ary Petera nahatsiaro ka nizaka hoe: "Raby o, zaano! Nalazo ilay aviavy nozogninô."

1
11/22.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 22 Jesosy namaly anjareo hoe: "Manàgna finoana an'Andriamanitra. \v 23 Zakeko amindrio marina tokoatra fa na zovy na zovy mizaka amin'ity tavirana ity hoe: 'mitsanagàna ka milavoà agny an-dranomasina,' ka lakoa tsy misy fisalasalana agnaty fony fa mino fa hitranga aminanjy izegny nizakeny, de karan'izany no atôn'Andriamanitra.

1
11/24.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 24 Noho izany de mizaka amindreo Zaho hoe: "amin'zegny ivavandrio sy angatahindrio jiaby, minoa fa efa nahazo izany andreo, de ho azondreo izany. \v 25 Ndreka mitsangana sy mivavaka andreo, de tsy mensy mamela izegny alaelo jiaby anangnandreo amin-jovy na amin-jovy, mba ho avelan'i Babandreo Izegny agny an-dagnitra my koà ny fahotandreo. \v 26 [Fagnamarinana: Ny fandikana tegna tsara de tsy mentsy magnatô ny hoe (zaano akô amin'ny Mat. 16: 15) Mk. 11: 26 "Fa raha tsy mamela heloka koza andreo , de tsy hagnombela ny fahotandreo tegnany tokoatra ny Babandreo izegny agny an-dagnitra."]

1
11/27.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 27 De niakatra tagny Jerosalema ndreka zareo. Ary ndreka ninga nadiandiaa takeo an-tokontanin'ny fengoanana Jesosy, de tonga nangnatogna Ananjy ny lohandohan'ny mpisorogna, ny mpitondra fanjakana, ary zareo loholona. \v 28 Hoy zareo taminanjy hoe: "Fahefana avy teza no hagnanovanô an'iregny raha iregny, ary zovy no nagnomia fahefana Anô hagnano an'iregny?"

1
11/29.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 29 Jesosy nizaka taminjareo hoe: "Hagnomia fagnontaniana reka andreo Zaho. Zakeo Aminay de zakeko amindreo hoe fahefana avy takeza no agnanovako iregny raha iregny. \v 30 Ny batisan'i Jaona, avy agny an-dagnitra va izany sa avy amin'olona? Valiao Zaho."

1
11/31.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 31 Nifandinika niaraka zareo sady nifamaly hoe: "La mamaly ansena hoe: "Avy agny an-dagnitra, 'de hizaka Izy hoe: 'Fa naoana andrika no tsy nino ananjy andreo?' \v 32 Fa la mamaly koza ansena hoe: 'Avy amin'olona,' ..." Nataotra ny olona zareo, satria resy lahatra ny olona jiaby fa i Jaona de tegna mpaminagny tokoatra. \v 33 Avy takeo zareo namaly an'i Jesosy hoe: "tsy fantanè." De hoy Jesosy taminjareo hoe: "Zaho my koà de tsy hizaka amindreo hoe fahaefana avy teza no agnanovako iregny raha iregny."

1
14/01.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\c 14 \v 1 Ary roy andro talohan'ny Paska sy ny Fankalazana ny Mofo tsy misy masirasira tamin'izegny. Niaragna fomba hisambôrana an'i Jesosy mangingina zareo lohan'ny mpisorogna sy ny mpitondra fanjakana ary hamono Ananjy avekeo. \v 2 Fa hoy zareo hoe: "Aleo tsy amin'ny andro fety, mba tsy hampiawalawala ny olona."

1
14/03.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 3 Raha tonga tagny Betania tao an-dragnon'i Simona boka i Jesosy raha nitoetra teo aloan'ny latabatra Izy, de nisy viavy reka nagnatona Ananjy nitondra tavoangy alabastara izegny nisy menaka magnitra lafo vidy, narda izegny tsy nisy fangarony. Novakiany ny tavoangy de nararagny teo ambony lohan'i Jesosy ny menaka. \v 4 Nahavignitra ny olona sasagny anefa izany. Nifampikorana zareo ka nagnano taminanjy hoe: "Ino no dikan'izô fandaniandaniam-pôgna izô? \v 5 Io menaka magnitra io de afaka namidy mioatra ny denaria telonjato, ary nizarena ho an'ny boty." De nizakazaka an-draviavy zareo.

1
14/06.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 6 Nefa hoy i Jesosy hoe: "Ambileo izy. Nagnino andreo no magnano izegny mampalaelo ananjy? Raha tsara no nataony taminay. \v 7 Ny boty de aketo amindreo isan'andro afaka magnano asa soa hoanjareo fogna andreo na amin 'ny fotoana ino na fotoana ino fa Izaho kosa tsy mba hipetraka aketo amindreo isan'andro. \v 8 Nagnano izegny azony natô izy: Nagnosotra ny tegnako ho amin'ny fandevegnana izy. \v 9 Zakeko marina amindreo, na akeza na akeza hitoriana ny filazantsara magnerana izô tontolo izô de ho zakena koà ny natôn'ity viavy ity, mba ho fahatsiarovana ananjy."

1
14/10.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 10 Avy teo i Jodasy Iskariota, reka taminjareo roy ambin'ny folo lahy, ninga tagny aminjareo lohandohan'ny mpisorogna mba hahafany manolotra Ananjy. \v 11 Ndreka naregny izany ny lohandohan'ny mpisorogna, de faly zareo ka nagnome toky fa agnome vola ananjy. De nanomboka niaragna hevitra mba hanolorana Ananjy ho anjareo izy.

1
14/12.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 12 Tamin'ny andro voalohagny fihinana ny mofo tsy misy masirasira, ndreka nagnano sorogna ny ondrin'ny Paska zareo, de hoy zareo mpianany Taminanjy hoe: "Akeza no tianô agnamboarana raanina mba hihinananô ny raanina amin'ny Paska?" \v 13 De nagniraka roy lahy taminjareo mpianany Izy ka nizaka taminjareo hoe: "Mingà agny an-tanàna, ary hisy lilahy mitondra siô feno rano iaro amindreo. De magnaraha ananjy. \v 14 Izegny tragno idirany, de akô no idirandreo ka zakeo amin'izany tompon'izany tragno izany hoe: "Akeza ny efitragno fandresam-bahiny ahafahako miara-omana ny Paska amin'ny mpianatranay, hoy ny mpampianatra?"

1
14/15.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 15 Agnatoro efitragno malalaka ambony rihana misy fanagnana an-dragno izegny efa vognona tsara andreo izy. Akô no anganovy ny fagnomagnana jiaby ho ansena." \v 16 De ninga ny mpianatra ka nitety ny tanàna. Hitanjareo araka izegny efa nizakena taminjareo ny raha jiaby, de nagnomagna ny raanin'ny Paska zareo.

1
14/17.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 17 Ndreka maty masoandro, de tonga niaraka taminjareo roy ambin'ny folo lahy Izy. \v 18 Ndreka nitoetra teo alohan'ny latabatra hihinana zareo, de hoy Jesosy hoe: "Zakeko marina amindreo, fa ny reka amindreo izegny miara-omana Aminay aketo de hamadika Anay." \v 19 Nalaelo mafy zareo jiaby, ka samy nizaka taminanjy ny tsirekireka hoe: "Sode mba zaho zany?"

1
14/20.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 20 Jesosy namaly ka nizaka taminjareo hoe: "Ny reka amindreo roy ambin'ny folo lahy izany, ilay reka izegny miaraka magnasoboka ny mofo Aminay agnaty lasety izô." \v 21 Fa ny zanak'olona de inga amin'ny lalana izegny efa vozakan'ny Soratra Masina momba Ananjy. Fa loza koza ho an'izany lilahy izegny mamadika ny Zanak'Olona izany. Tsara ho ananjy koa aza raha tsy tanteraka izy."

1
14/22.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 22 Raha mbola tam-pihinanana zareo, de nalaka ny mofo i Jesosy, nisaotra Izy, ary nizarazara izany. Nameny anjareo izany sady natôny hoe: "Reso, ity no vatagnanay." \v 23 De nalaka kapoaka Izy, nisaotra, ary nagnomia izany anjareo, de nisotro tamin'izany zareo jiaby. \v 24 De hoy Izy taminjareo hoe: "Ity no ràn'ny fagnekiam-piavanako, rà izegny alatsaka ho an'ny maro. \v 25 Zakeko marina amindreo fa tsy hisotro ity vokatry ny voaloboka ity koza Zaho mandrapahatongavan'ny andro izegny hisotroako izany ndreka agny amin'ny Fanjakan'Andriamanitra."

1
14/26.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 26 Ndreka avy nihira fiderana zareo de ninga tagny Antendrombohitr'Oliva. \v 27 Hoy Jesosy taminjareo hoe: "Hiala Aminay aby andreo jiaby, fa voasoratra hoe: 'Hamango ny mpiandry ondry Zaho ary hipariaka ny ondry.'

1
14/28.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 28 Fa ndreka avy hatsangana amin'ny maty Zaho, de inga alohandreo ho akô Galilia." \v 29 De hoy i Petera taminanjy hoe: "Na de iala Aminô aza zareo jiaby, zaho koza de tsy mba hiala."

1
14/30.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 30 Hoy Jesosy taminanjy hoe: "Zakeko marina aminô, fa niany ariva, raha mbola tsy magneno in-droy aby ny akoho de efa handà Anay in-telo anô." \v 31 Fa hoy Petera Taminanjy hoe: "Na de tsy mentsy iara-maty Aminô aza zaho, de tsy mba hiala Aminô." De samy nampanantegna karan'izany aby zareo jiaby.

1
14/32.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 32 Ary tonga tagny amin'ny toerana atao hoe Getsemane zareo, de hoy Jesosy taminjareo mpianany hoe: "Mitoera aketo raha mbola mivavaka Zaho." \v 33 De nitondra an'i Petera sy Jakoba ary Jaona niaraka taminanjy Izy ary nanomboka nalaelo sady ory tegnandraha. \v 34 De hoy Izy taminjareo hoe: "Fadiragnovagna loatra ny Fagnahiko, kara raha efa ho faty. Mitoera aketo ka miambena."

1
14/35.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 35 Niataka lavidavitra i Jesosy, nenkohoka tamin'ny tany, de nivavaka Izy mba hialan'izany lera izany Aminanjy raha ohatra ka azo atao. \v 36 Hoy Izy hoe: "Aba, Ray o, ny raha jiaby de hainao atao. Alao aminay ity kapoaka ity. Nefa ôka tsy ny sitra-poko no atao fa ny Anao."

1
14/37.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 37 De nierigna Izy ka naita anjareo nandry, ka hoy Izy tamin'i Petera hoe: "Simona, mandry va ano? Tsy nahavita niambina na de adiny reka aby va ano? \v 38 Miambena de mivavaha mba tsy hidirandreo amin'ny fakam-pagnahy. Ny fagnahy mety mazoto my, fa ny nofo tsy manan-kery." \v 39 De ninga ndreka Izy niala bitika ary nivavaka, ary de nagerigna ny zaka natôny tambolognany my.

1
14/40.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 40 Nierigna ndreka Izy de nahita anjareo nandry, fa reraky ny torimaso ny masonjareo ary tsy fantanjareo izegny nizakena taminanjy. \v 41 Nagnatona fagnontelony Izy ka nizaka anjareo hoe: "Mbola mandry sy melignina fogna va andreo? Ampy izegny! Efa tonga ny fotoana. Antegno ny Zanak'Olona navadika mba hamiana akeo an-tagnan' ny mpanota. \v 42 Mitsangana; andô inga ansena. Antegno, fa efa marivo ilay hamadika Anay."

1
14/43.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 43 Ay raha mbola teo am-pikoranana Izy, de avy Jodasy, reka aminajreo roy ambin'ny folo lahy, niaraka tamina vaoaka maro izegny nitondra sabatra sy fioka, avy aminjareo lohan'ny mpisorogna sy ny mpitondra fanjakana, ary ny loholona. \v 44 Ary ilay mpamadika Ananjy nagnome famatarana anajareo nizaka hoe: "izegny ifagnoroako no Izy. Sambory Izy de ambeno." \v 45 Ndreka tonga i Jodasy, de tonga de nagnatona an'i Jesosy sady nizaka hoe: "Raby," ary de nagnoroka Ananjy izy. \v 46 Avy teo de nisamborinjareo i Jesosy.

1
14/47.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 47 Fa nisy reka taminjreo nitsangana takeo namoaka ny sabatrananjy ary namango ny mpanompon'ny mpisorognabe ka nangala ny tadigniny. \v 48 Hoy Jesosy taminjareo hoe: "Tonga hisambotra Anay, kara hisambotra dahalo, miaraka amin'ny sabatra sy langilangy va andreo? \v 49 Taminay takeo amindreo isan'andro sady nampianatra takeo amin'ny fengonana, tsy nisamborindreo fa natô izô mba hahatanteraka ny Soratra Masina." \v 50 De niala Taminanjy aby zareo jiaby izegny niaraka tamin'i Jesosy ary nivony.

1
14/51.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 51 Ary nisy tanora lilahy reka, tsy nagnato afa-tsy lamba hariry, nagnaraka an'i Jesosy. Ndreka nisamborin'ny olona izy \v 52 de navelany teo ny lambany ka dila nilefa sady nibolegna izy.

1
14/53.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 53 Nindesinjareo tagny amin'ny mpisorognabe i Jesosy. Niara-nivory taminanjy takeo aby ny mpisorogna jiaby, sy ny loholona, ary ireo mpitondra fanjakana. \v 54 Ary Petera nagnaraka Ananjy tegny lavidavitra tegny, hatragny an-tokontanin'ny mpisorognabe. Nitoetra takeo aminjareo mpiambina Izy, izegny namindro takeo amarivon'ny afo.

1
14/55.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 55 Ary zareo lohan'ny mpisorogna sy ny Synedriona Jiosy niaragna vavolombelona manohitra an'i Jesosy mba hahafahanjareo mamono Ananjy ho faty. Nefa tsy nahita zareo. \v 56 Fa maro no nanandritandrika Ananjy, nefa na ny fanandritandrianjareo aza de tsy marina sino.

1
14/57.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 57 Ary nisy olona hafa nanandritandrika Ananjy; hoy zareo hoe: \v 58 "Renginè Izy nizaka hoe: 'Horavako ity fengonana namboarin-tagnana ity, ary ao agantin'ny telo andro Zaho de hanangana reka hafa tsy namboarin-tagnana.'" \v 59 Fa mbola tsy nifagnaraka my ny tandritandrika natônjareo.

1
14/60.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 60 Ary ny mpisorognabe nitsangana takeo aminjareo de nagnadina an'i Jesosy hoe: "Tsy managna havaly va Anao? Ino izany hanandrian'itogna olona itogna Anao izany?" \v 61 Fa nangina Izy sady tsy nizaka na ino na ino. De mbola nangnadina Ananjy ndreka ny mpisorognabe ka nagnano hoe: "Ano va no Kristy zanak'ilay notahina?" \v 62 De hoy Jesosy hoe: "Zaho no Izy; ary ho hitandreo ny Zanak'Olona ndreka hitoetra akeo an-tagnan-kavanan'ny herin'Andriamanitra sy avy akegny amin'ny rahon'ny lagnitra."

1
14/63.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 63 Ary ny mpisorognabe nandriatra ny lambany sady nagnano hoe: "Mbola mila vavolombelona ndreka va ansena? \v 64 Efa regnindreo ny zaka ratsy. Ino no fanapahan-kevitrandreo?" Izy jiaby de samy nagnameloka Ananjy kara olona tokony ho faty. \v 65 Ny sasagny nanomboka nadrora Ananjy ary nanarogna ny tarehiny ka namango Ananjy ary nagnano taminanjy hoe: "Maminagnià!" Ary zareo manamboninahitra nalaka Ananjy ka nandraboka Ananjy.

1
14/66.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 66 Ary raha takeo ambany takeo an-kianja i Petera, de nagnatogna ananjy ny reka taminjareo mpanompon'ny mpisorognabe. \v 67 Nahita an'i Petera nitsangana namindro teo amin'ny afo izy, de nodinihiny akeky. De hoy izy taminanjy hoe: "Anô koa niaraka tamin'i Jesosy ilay Nazareana." \v 68 Fa izy nandà izany, nagnano hoe: "Tsy fantako sady tsy azoko izegny zakenô." Avy takeo de dila niala ny kianja izy. [Fagnamarinana: Ireo fandiakana sasagny de magnampy hoe: "De nagneno ny akoho," fa ireo fandikana taloha tegna tsara de tsy magnatô an'io teny io.]

1
14/69.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 69 Fa ilay zaza viavy takeo nahita ananjy de nanomboka nizaka tamin'ireo olona nitsangana magnodidigna ndreka hoe: "Io lilahy io de reka aminjareo!" \v 70 Fa mbola nandà izany ndreka izy. Bitibitika teo de nizaka zareo nitsangana takeo tamin'i Petera hoe: "Tegna reka aminjareo tokoatra anô, satria anô de Galiliana."

1
14/71.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 71 Fa nanomboka nagnozon-tegna sy nifanta izy, nagnano hoe: "Tsy fantako izany lilahy zakendreo izany." \v 72 Ary niaraka tamin'izany de nagneno ampagnondroiny ny akoho. Ary avy teo de natsiaro ny zakan'i Jesosy taminanjy i Petera hoe: "Raha mbola tsy magneno ampagnondroiny ny akoho de handà Anay in-telo anô," De nalaelo mafy izy sady nitomagny.

1
14/title.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
Toko faha 14

1
15/01.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\c 15 \v 1 Vô mandrena be, de nivory ny mpisorognabe niaraka taminjareo loholona sy ireo mpitodra fanjakana ary ny Synedriona Jiosy jiaby manontolo. Nifatoranjareo i Jesosy ary nindesinjareo nivoaka. Namenjareo takeo amin'i Pilato Izy. \v 2 Nangnadina Ananjy i Pilato hoe: "Anô ma no mpanjakan'i Jiosy a?" Nivaliany hoe: "Vôzakanô." \v 3 Nagnomia fempangana maro manohitra an'i Jesosy zareo lohan'ny mpisorogna.

1
15/04.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 4 Nagnadina Ananjy ndreka i Pilato hoe: "Tsy managna valin-teny ma Anô a? Zaano ny hamaroan'ny fempangana andesinjareo manohitra Anô!" \v 5 Fa tsy namaly an'i Pilato koza i Jesosy, de nahagaga ananjy izany.

1
15/06.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 6 Ary tamin'ny andro firavoravoana, de namositra gadra reka ho anjareo i Pilato, gadra izegny angawinjareo. \v 7 Niaraka taminjareo mpikomy takô am-pigadrana, takeo aminjareo mpamono olona izegny vôtana noho ny firesanjareo sikombakomba tamin'ny fikomiana, de nisy lilahy reka atô hoe Barabasy. \v 8 De ninga takeo amin'i Pilato ny vaoaka ka nagnandogna nangao taminanjy mba hagnano izany aminjareo araka ny raha fanìny taloha.

Some files were not shown because too many files have changed in this diff Show More