Wed Oct 23 2019 16:53:16 GMT-0400 (Eastern Daylight Time)

This commit is contained in:
tsDesktop 2019-10-23 16:53:17 -04:00
parent 555b8bdb71
commit 126dfa080b
3 changed files with 4 additions and 2 deletions

View File

@ -1 +1 @@
\v 5 \v 6 \v 7 Niditra takô ampasagna zariô de nahita manafo lay nagnatô akanjo fotsy nitoetra tiô ankavanana ary de magnana zarô. De hoy izy taman-jarô hoe: "Aza matahotra miaragna an'i Jesosy anariô, ilay Nazarena, zay nomboina. Nitsangana Izy! Tsy aketo Izy. Zahano ny tany zegny nagnambolan-jarô Anazy. Fa mandiana zakio zarô mpianatra sy Petera fa ninga alohalalanan-driô agny Galilia Izy. Agny no ahitanariô Anazy, arak'izegny nizakeny tamanarô."
\v 5 Niditra takô ampasagna zariô de nahita manafo lay nagnatô akanjo fotsy nitoetra tiô ankavanana ary de magnana zarô. \v 6 De hoy izy taman-jarô hoe: "Aza matahotra miaragna an'i Jesosy anariô, ilay Nazarena, zay nomboina. Nitsangana Izy! Tsy aketo Izy. Zahano ny tany zegny nagnambolan-jarô Anazy. \v 7 Fa mandiana zakio zarô mpianatra sy Petera fa ninga alohalalanan-driô ho agny Galilia Izy. Agny no ahitanariô Anazy, arak'izegny nizakeny tamanarô."

1
16/08.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 8 Nivoaka zarô ka niazakazaka

View File

@ -162,6 +162,7 @@
"12-43",
"16-title",
"16-01",
"16-03"
"16-03",
"16-05"
]
}