bzc-x-antemoro_jas_text_reg/03/13.txt

1 line
271 B
Plaintext

\v 13 Iza gno hendry sy malahelo eo anivondreo? Avela zany olo zany hampiseho fiainana tsara amin`ny asany amin`ny fanetren-tenan`ny fahendrena. \v 14 Ka raha manana fialognana mafaitry anareo ary fanirian-daza ao am-ponareo, da aza mihambo na mandainga manda gny marina.