bzc-x-antemoro_jas_text_reg/02/14.txt

1 line
471 B
Plaintext

\v 14 Ino gny tsara, ralahy, raha mirogn' olo raika fa manam-pinoana izy ka nefa tsisy asa? Havoavonjy anazy ve zany finoany zany? \v 15 Raha misy ralahy na anakavy ratsy lamba sady tsy ampy isan' andro. \v 16 ka misy raiky aminareo nizaka amin-dreo hoe: "Mandeana ampiadagna, magnamboara mafana ary mivokisa". Raha tsy magnome andreo gny raha teny hoan' ny vatagna anareo,da ino gny raha mahatsara zany?\v 17 Da akôra zany avakoa gny finoana, Raha tsisy asa , da maty.