bzc-x-antemoro_jas_text_reg/01/01.txt

1 line
277 B
Plaintext

\v 1Jakoba, mpagnaradia an'i Zagnahary sy Tompo Jesôsy Kristy, Ho an'gny foko roa ambin'ny folo niparitaka: da finaritry. \v 2 Ataovy ampifaliana avao koa zany, ralahy, laha miatrika olana samby hafa anareo. \v 3 Lalanareo fa gny fisedrana gny finonareo da miteraka faharetana