bzc-x-antemoro_jas_text_reg/05/01.txt

1 line
386 B
Plaintext

\c 5 \v 1 Avia, anareo zay manakaregna, mitomagnia da midradradradrà avy amy gny faoriana avy aminareo. \v 2 Gn`aregnanareo efa lo, sady gny sikinanereo efa laniny kalalao. \v 3 Gny volamenanareo da gny volafotsinareo da go arefesina. Gn`arefesina da ho vavolombelogna agnapanga anareo. Agnamay gy nofonareo ôtrany gn`afo zany. Natsariandreo gn`areganareo ho amy gny gny`andro farany.