bzc-x-antemoro_jas_text_reg/02/21.txt

1 line
492 B
Plaintext

\v 21 Tsy taminy gn' asa ve nagnamarina an' I Abrahama iabatsika, raha nagnatitra an' Isaka zanany lahy tamin'gny alitara izy?\v 22 Hitanao fa gny finoana da niara-niasa taminy gn' asa,ary taminy gn'asa da nampivotra tanteraka gny finoany. \v 23 Da tanteraka gny soratra masina magnano hoe: "Abrahama nagneky an' Jagnahary, ka nisaina taminy ho fahahamarinana zany", ary izy natsovana sakezan' I Jagnahary. \v 24 Hitanareo fa hamarinina aminy gn' asany gn' olo, fa tsy amin' ny finoana avao.