bzc-x-antemoro_jas_text_reg/02/18.txt

1 line
505 B
Plaintext

\v 18 Kanefa misy olo nizaka hoe: "Anagnanaony finoana, fa iao managn' asa". Aboay ana finoa anao tsisy asa, da amboiko anao koja gny finoako aminy alalany gn' asa. \v 19 Anao nagneky fa raika avao Jagnahary,tsara raha amboarinao zany. Fa ndre gny devoly aza da nagneky zany, ka da mangorohoro idreo . \v 20 Tenao ho lala ve ralahy mola, fa tsy manjary gny finoana tsy asin' asa?[Fagnamarina gny dikany zaka taloha da mamaly hoe: "Tenareo ho lala ve rahalay mola, nagnino finoana tsy asin' asa da maty?"].