\v 10 Ndre iza ndre iza nagneky lalàgna rehetra ka lavo amy gny lalagna raika avao da meloka amy lalàgna manotolo. \v 11 Fa gny nizaka hoe " Aza mijangajanga". da mbola nizaka koa hoe: "Aza mamano". Ka raha tsy mijangajanga anareo ka nefa mamon' olo, da lasa mpandika lalàgna.