auto save

This commit is contained in:
MAD120 2020-01-20 10:04:33 -05:00 committed by root
parent 020fd11ef4
commit f44979d675
1 changed files with 1 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
\v 21 Tsy taminy gn' asa ve nagnamarina an' I Abraham's ratsika, raha nagnatitra an' Isaka zanany lahy tamin'gny alitara izy?\v 22 Hitanao fa gny Finoana da niara-niasa taminy gn' asa,ary taminy gn'asa da nampivotra tanteraka gny finoany. \v 23 Da tanteraka gny soratra masina magnano hoe: " Abrahama nagneky an' Jagnahary, ka nisaina taminy ho fahahamarinana zany", ary izy natsovana sakezan' I Jagnahary. \v 24 Hitanareo fa hamarinina aminy gn' asany gn' olo fa tsy amin' ny fnoana avao.
\v 21 Tsy taminy gn' asa ve nagnamarina an' I Abrahama iabatsika, raha nagnatitra an' Isaka zanany lahy tamin'gny alitara izy?\v 22 Hitanao fa gny finoana da niara-niasa taminy gn' asa,ary taminy gn'asa da nampivotra tanteraka gny finoany. \v 23 Da tanteraka gny soratra masina magnano hoe: "Abrahama nagneky an' Jagnahary, ka nisaina taminy ho fahahamarinana zany", ary izy natsovana sakezan' I Jagnahary. \v 24 Hitanareo fa hamarinina aminy gn' asany gn' olo fa tsy amin' ny fnoana avao.