auto save

This commit is contained in:
MAD119 2020-01-17 09:10:19 -05:00 committed by root
parent 737bc38b6f
commit 985f5bf508
2 changed files with 2 additions and 2 deletions

View File

@ -1 +1 @@
\v 1 Tsy olo maro gno tokony ho lasa mpampianatra, ry ralahiko. Fantantsika fa handray fitsarana mafy kokoa sika.\v 2 Fa sika rehetra da tafitohina amin`ny fomba maro. Raha misy tsy tafintoina amin`ireo zaka, da lehilay matotra tanteraka izy, afaky mifehy ndre da tegnany raiky manontolo aza.
\v 1 Tsy olo maro gno tokony ho lasa mpampianatra, ry ralahiko. Fantantsika fa handray fitsarana mafy kokoa sika.\v 2 Fa sika rehetra da tafitohina amin`ny fomba maro. Raha misy tsy tafintohina amin`ireo zaka, da lehilay matotra tanteraka izy, afaky mifehy ndre da tegnany raiky manontolo aza.

View File

@ -1 +1 @@
\v 15 \v 17 \v 18 Izany da tsy fahendrena zay nizotso zay avy agny ambony. Fa kosa, avy amin`ny tany, gny tsy ar-pagnahy, gny demonia zany.\v 16 Fa agny amin`zay misy fialognana sy fanirian`daza, da misy fifanjevoana sy fagnamboaragna gny ratsy rehetra. Fa gny fahendrena avy agny ambony da madio akatreha, avy eo feno fiadanana, malemy fagnahy, mihevitry gny hafa, feno famindram-po sy vokatra tsara, tsy malemy, ary tsotra. Ny vokatry gny fahamarinana da voafafy am-piadanana eo anivon`reo zay mampiray.
\v 15 Izany da tsy fahendrena zay nizotso zay avy agny ambony. Fa kosa, avy amin`ny tany, gny tsy ar-pagnahy, gny demonia zany.\v 16 Fa agny amin`zay misy fialognana sy fanirian`daza, da misy fifanjevoana sy fagnamboaragna gny ratsy rehetra.\v 17 Fa gny fahendrena avy agny ambony da madio akatreha, avy eo feno fiadanana, malemy fagnahy, mihevitry gny hafa, feno famindram-po sy vokatra tsara, tsy malemy, ary tsotra.\v 18 Gny vokatry gny fahamarinana da voafafy am-piadanana eo anivon`reo zay mampiray.