auto save

This commit is contained in:
MAD120 2020-01-20 07:26:30 -05:00 committed by root
parent c3530a6ff0
commit 8606bf3219
1 changed files with 1 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
\v 1 \v 2 \v 3 \v 4 Ry rahalaiko, aza magnavaka gny fagnekea an'tompotsika Jesosy Kristy, tompon'ny oninahitra amin'ny fiangarana amign'olo sasany. Ataovy misy olo miditra ao amy gny fivorianareo magnano peratra Volamena sy lamba-tsara, ary misy lehilhy sahiragna ka miditra magnano lamba maloto. Laha mitaraigna gn'olo mitafy lamba tsara anao ka mijaka hoe: " Azafady mipetraha eo amigny fipetrana tsara." Ka hizaka amigny lehilahy sairagna hoe:
\v 1 \v 2 \v 3 \v 4 Ry rahalaiko, aza magnavaka gny fagnekea an'tompotsika Jesosy Kristy, tompon'ny oninahitra amin'ny fiangarana amign'olo sasany. Ataovy misy olo miditra ao amy gny fivorianareo magnano peratra Volamena sy lamba-tsara, ary misy lehilhy sahiragna ka miditra magnano lamba maloto. Laha mitaraigna gn'olo mitafy lamba tsara anao ka mijaka hoe: " Azafady mipetraha eo amigny fipetrana tsara." Ka hizaka amigny lehilahy sairagna hoe: " Mitsangana anao erihy" ndre hoe: " Mitomboha amy gny tongotrako." kaiky tsy mitsara tegnanareo anareo