auto save

This commit is contained in:
MAD119 2020-01-17 09:10:19 -05:00 committed by root
parent 0e30093465
commit 42542bae1f
2 changed files with 2 additions and 2 deletions

View File

@ -1 +1 @@
\v 9 Amin`io no hiderantsika gny Tompo sy gny Aba, ary amin`io gno hagnozognantsika olo, zay natao nitovy tamin`i Zagnahary.\v 10 Avy amin`zay vava zany ihany gno hiboahan`ny fitahiana sy fagnozognana, tsy tokony hiboky reo zavatra reo.
\v 9 Amin`io no hiderantsika gny Tompo sy gny Aba, ary amin`io gno hagnozognantsika olo, zay natao nitovy tamin`i Zagnahary. \v 10 Avy amin`zay vava zany ihany gno hiboahan`nyitahiana sy fagnozognana, tsy tokony hiboky reo zavatra reo.

View File

@ -1 +1 @@
\v 15 Izany da tsy fahendrena zay nizotso zay avy agny ambony. Fa kosa, avy amin`ny tany, gny tsy ar-pagnahy, gny demonia zany.\v 16 Fa agny amin`zay misy fialognana sy fanirian`daza, da misy fifanjevoana sy fagnamboaragna gny ratsy rehetra.\v 17 Fa gny fahendrena avy agny ambony da madio akatreha, avy eo feno fiadanana, malemy fagnahy, mihevitry gny hafa, feno famindram-po sy vokatra tsara, tsy malemy, ary tsotra.\v 18 Gny vokatry gny fahamarinana da voafafy am-piadanana eo anivon`reo zay mampiray.
\v 16 \v 7 Fa gny karazam-bibidia rehetra, vorogna,biby mandady, ka zava-boaharin`dranomasy da folaka ka nofolan`ny olombelogna.\v 8 mamolaka zany. Io da ratsy tsy hay fehezina, feno poizina mahafaty.