auto save
This commit is contained in:
parent
b1ff26a5c9
commit
3cd2a9b142
|
@ -1 +1 @@
|
|||
\v 9 \v 10 \v 11 Mengavy gn'olo sahiragna iaho mba hiezaka mafy ho afaka amizany ka ho laza ho an'azy zany, Fa gn'olo mpagnarivo amy fanetretegna, Satria izy da ho levogna manaky gny vognina ahitra, Ny masoandro da miboky miaraka amy hafanam-be ka magnamaigna gn'ahitra. Da latsaka ny vonikazo, ka levogna gny fahatsarany. Da ako izany koa gny mpagnarivo da me-malazo an-dalagna.
|
||||
\v 9 \v 10 \v 11 Mengavy gn'olo sahiragna iaho mba hiezaka mafy ho afaka amizany ka ho laza ho an'azy zany, Fa gn'olo mpagnarivo amy fanetretegna, Satria izy da ho levogna manaky gny vognina ahitra, Ny masoandro da mibôky miaraka amy hafanam-be ka magnamaigna gn'ahitra. Da latsaka ny vonikazo, ka levogna gny fahatsarany. Da ako izany koa gny mpagnarivo da me-malazo an-dalagna.
|
Loading…
Reference in New Issue