2020-01-20 22:25:37 +00:00
|
|
|
\v 12 Fa amboniny gn`aby aby, ralahiko, aza mitangegna, ndre amy gny lagnitra ndre amy gny tany, ndre amy gny fiaignana hafa. Fa koza, aleo gny rognanareo hoe: "Eka" ho "Eka" da gny "Tsy" ho "Tsy", mba ts`iditra amy gny fitsara anareo.
|