Thu Oct 08 2020 15:56:15 GMT-0400 (Eastern Daylight Time)

This commit is contained in:
tsDesktop 2020-10-08 15:56:16 -04:00
parent c228211c3f
commit 8156556c38
4 changed files with 4 additions and 4 deletions

View File

@ -1 +1 @@
\v 11 Fô efa niseho tamin'ny ôlo-jiaby ny fahasoavan'Andriamanitra. \v 12 Mampianatra antsika handà ny toetra tsy araka an'Andriamanitra sy ny filàn'izô tontôlo izô izégny. Mampianatra antsika hiaigna am-pihononagna, am-pahamarinagna, ké araka ny lalan'Andriamanitra amin'izô vanim-potoagna izô izégny \v 13 aké am-piandrasantsika fatratra zay handraisantsika ny fanantenagna mahafinaritra, ny fisehoan'ny voninahitry ny Andriamanitra maventy sy Mpamonjy Jesosy Kristy.

\v 4 Fô rehefa niseho ny hatsaram-pagnahin'Andriamanitra mpamonjy antsika sy ny fitiavany ny ôlombelogno, \v 5 de tsy tamin'ny asan'ny fahamarinagna natôntsika izégny, fô tamin'ny famindram-pôny no namonjeny antsika. Izy de namonjy antsika tamin'ny alalan''ny fagnadiovan'ny fahateraham-bôvô ndraiky fagnavaozagna tamin'ny Fanahy Masina.
\v 4 Fô rehefa niseho ny hatsaram-pagnahin'Andriamanitra mpamonjy antsika sy ny fitiavany ny ôlombelogno, \v 5 de tsy tamin'ny asan'ny fahamarinagna natôntsika izégny, fô tamin'ny famindram-pôny no namonjeny antsika. Izy de namonjy antsika tamin'ny alalan'ny fagnadiovan'ny fahateraham-bôvô ndraiky fagnavaozagna tamin'ny Fanahy Masina.

View File

@ -1 +1 @@
Tôko 3
Tôko faha 3

View File

@ -52,6 +52,7 @@
"02-title",
"02-01",
"02-03",
"02-06",
"02-09",
"02-11",
"02-14",
@ -59,7 +60,6 @@
"03-title",
"03-01",
"03-03",
"03-04",
"03-06",
"03-08",
"03-09",