bmm_rev_text_reg/16/04.txt

1 line
663 B
Plaintext

\v 4 Lay anjely fahatelo napariaka ny takô an-dasety tamin'iré ony sy lôharagno, ké lasa rà iré. \v 5 Regniko ny anjelin'ny rano magnano hoe: ''Marigna anô_lay avaizo sy talôha, lay ray masina _satrià efa nitsara iré raha iré anô. (Fanamarihagna: Ny antotan-taratasy sanany talôha de mamaky hoe: ''Marigna anô, Tompo_Lay avaizo sy talôha ary ho avy, satrià efa nitsara iré raha irè anà.'') \v 6 Satrià ny ràn'irè mpino sy mpaminany no nalatsak'anjaré ré, de namianà rà ho sitroigna zaré ré; izegny no mendrika ananjy iré.'' \v 7 Regniko ny alitara namaly hoe: ''Ia, Tompo Andriamanitra lehibe, irè fitsaranà de marigna sy mahitsy.''