\c 16 \v 1 Naharegny feo mafy nagnantso avy takô an-tempoly zaho ke nivôlagna tamin'iré anjely fito hoe: ''Mandiana ké apariaho amin'ny tany iré lasety fito feno ny havigniran'Andriamanitra.''