bmm_rev_text_reg/06/03.txt

1 line
332 B
Plaintext

\v 3 Kôfa nanôkatra ny tombo-kase faharoa ny Zanak'ondry, de naregny ny raha-managn'aigna faharoa za nivôlagna hoe: ''Avià!'' \v 4 De nisy soavaly hafa nivoaka-mirehitra mena. Ny mpitaingigna izegny no namiagna alalagna hagnala ny fiadanagna amin'ny tany, mbô hifamono ny ôlony. Io mpitaingigna io de namiagna lefogna maventy.