Thu Oct 22 2020 09:29:41 GMT-0400 (Eastern Daylight Time)

This commit is contained in:
tsDesktop 2020-10-22 09:29:41 -04:00
parent aa431d4525
commit d1acee4b35
4 changed files with 4 additions and 4 deletions

View File

@ -1 +1 @@
\v 9 Na oviagna na oviagna ire raha-managn'aigna de hagnamia voninahitra, laza, ary fisaoragna an'ilay raika zay mipetraka eo amin'ny sezy fiandrianagna, lay raika zay velogna mandrakizay doria, \v 10 ire lôhôlogna aifatra amby roapolo de nampiankôhitra ny tegnan'izy ire eo agnatraihan'ilay raika zay mipaitraka eo amin'ny sezy velogna mandrakizay doria izy ire, ary nanôraka ny satro-boninahitr'izy ire take agnatrehan'ny sezy fiandrianagna, mivôlagna hoe: \v 11 ''Mendrika ana, ry Tomponay sy Andriamanitray, handray ny vôninahitra sy ny laza ary ny hery. Fô ana no namorogna ny raha jiaby, ary tamin'ny alalan'ny sitrapôna, de nisy izy ire ary nohariagna.''
\v 9 Na oviagna na oviagna ire raha-managn'aigna de hagnamia voninahitra, laza, ary fisaoragna an'ilay raika zay mipetraka eo amin'ny sezy fiandrianagna, lay raika zay velogna mandrakizay doria, \v 10 ire lôhôlogna aifatra amby roapolo de nampiankôhitra ny tegnan'izy ire eo agnatraihan'ilay raika zay mipaitraka eo amin'ny sezy velogna mandrakizay doria izy ire, ary nanôraka ny satro-boninahitr'izy ire take agnatrehan'ny sezy fiandrianagna, mivôlagna hoe: \v 11 ''Mendrika anô, ry Tomponay sy Andriamanitray, handray ny vôninahitra sy ny laza ary ny hery. Fô ana no namorogna ny raha jiaby, ary tamin'ny alalan'ny sitrapôna, de nisy izy ire ary nohariagna.''

View File

@ -1 +1 @@
\v 1 Ary nahita ny tanan-kavanan'ilay raika zay nipaitraka take amin'ny sezy fiandrianagna za, horonan-taratasy voasôratra eo agnatrehany sy akô avafara. Ary nofihezignia tamin'ny tombo-kase fito zany. \v 2 Nahita anjely mahery nagnambara tamin'ny feo mafy za, nivôlagna hoe: ''Zôvy no mendrika ny hanokatra ny horonan-taratasy ary hamoha ny tombo-kasen'izany?''
\c 5 \v 1 Ary nahita ny tagnana ankavanagnan'ilay raika zay nipaitraka take amin'ny sezy fiandrianagna za, horonan-taratasy voasôratra eo agnatrehany sy akô avafara. Ary nofihezignia tamin'ny tombo-kase fito zany. \v 2 Nahita anjely mahery nagnambara tamin'ny feo mafy za, nivôlagna hoe: ''Zôvy no mendrika ny hanokatra ny horonan-taratasy ary hamoha ny tombo-kasen'izany?''

View File

@ -1 +1 @@
Toko 5
Tôko faha 5

View File

@ -78,9 +78,9 @@
"04-01",
"04-04",
"04-06",
"04-07",
"04-09",
"05-title",
"05-01",
"05-03",
"05-06",
"05-08",