Thu Oct 22 2020 09:25:41 GMT-0400 (Eastern Daylight Time)

This commit is contained in:
tsDesktop 2020-10-22 09:25:41 -04:00
parent e5b5955a5f
commit be11738e30
4 changed files with 4 additions and 4 deletions

View File

@ -1 +1 @@
\v 12 Atôko andry eo amin'ny tempolin'ny Andriamanitro zay mandresy, ary tsy hiala eo mihitsy izy. Ho soratako eo aminy ny agnaran'Andriamanitro, lay agnaran'ny tanàgnan'ny Andriamanitro (lay Jerosalema vôvô, zay mirôrogna avy akagny an-dagnitra avy amin'Andriamanitro), sy ny agnarako vôvô. \v 13 ôka zay manan-tadigny hitandregny zay lazain'ny Fagnahy amin'ire fiangonagna.'''''
\v 12 Atôko andry eo amin'ny tempolin'ny Andriamanitro zay mandresy, ary tsy hiala eo mihitsy izy. Ho soratako eo aminy ny agnaran'Andriamanitro, lay agnaran'ny tanàgnan'ny Andriamanitro (lay Jerosalema vôvô, zay mirôrogna avy akagny an-dagnitra avy amin'Andriamanitro), sy ny agnarako vôvô. \v 13 Oka zay manan-tadigny hitandregny zay lazain'ny Fagnahy amin'ire fiangonagna.'''''

View File

@ -1 +1 @@
\v 14 Soraty ho an'ny anjelin'ny fiangonagna agny Laodikia hoe: ''zao no tenin'ny Amena, lay vavolombelogna matoky sy marignia, lay mpanapaka ny zava-boaarin'Andriamanitra. \v 15 ''Fantako zay natônare, ary tsy mangatsiaka na mafana anare. Magniry za mbô ho mangatsiaka na mafana anare! \v 16 Noho izegny, satrià anare matimaty_sady tsy mafana no tsy mangatsiaka_de aifa haloan'ny vavako anare.
\v 14 Soraty ho an'ny anjelin'ny fiangonagna agny Laodikia hoe: ''Zao no tenin'ny Amena, lay vavolombelogna matoky sy marignia, lay mpanapaka ny zava-boaarin'Andriamanitra. \v 15 ''Fantako zay natônare, ary tsy mangatsiaka na mafana anare. Magniry za mbô ho mangatsiaka na mafana anare! \v 16 Noho izegny, satrià anare matimaty_sady tsy mafana no tsy mangatsiaka_de aifa haloan'ny vavako anare.

View File

@ -1 +1 @@
\v 17 Fô hoy anare hoe: 'Manan-kariagna za, nanagna fitaovagna maro, kay tsy mila na ino na ino.' Saingy tsy fantatrare fô anare no taigna ory, mampahinakinaka, mahantra, jamba ary mibolaka. \v 18 Hitandrignaiso ny torohevitro: Mividiana vôlamaina voadio tamin'ny afo aminahy mbô ho tônga mpanan-kariagna anare, ary akanjo fotsy mangilatra mbô ho afaka mampitafy ny taignianare anare kay tsy hampiseho ny haigniatry ny fibolahanare, ary hagnôsitra ny masonare mbô hisôkatra.

@ -69,9 +69,9 @@
"03-05",
"03-07",
"03-09",
"03-12",
"03-14",
"03-17",
"03-19",
"03-21",
"04-title",
"04-01",