auto save

This commit is contained in:
MAD008 2020-08-24 10:39:29 -04:00 committed by root
parent 281833ad6c
commit a6592993a9
1 changed files with 1 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
Karanjegny nagnamia vôninahitra ny tegnany sy niaigna tamin'ny tsy fiafiagna, amiao ananjy ny fampijaliagna ndraiky alahelo sahaza ananjy. Fô izy nivôlagna takô am-pôny nagnano hoe: 'Nipetraka karaha ny mpanjaka viavy zaho. Tsy naty vady zaho, ké tsy hisaogna mandrakizay.' Noho izégny de ho avy amin'ny andro araiky iré areti-mandringany: ny fahafatesagna, ny fisaonagna, ké ny mosary. Hodoran'ny afa izy, fô ny Tompo Andriamanitra de mahery, ké izy no
\v 8 Karanjegny nagnamia vôninahitra ny \v 7 tegnany sy niaigna tamin'ny tsy fiafiagna, amiao ananjy ny fampijaliagna ndraiky alahelo sahaza ananjy. Fô izy nivôlagna takô am-pôny nagnano hoe: 'Nipetraka karaha ny mpanjaka viavy zaho. Tsy naty vady zaho, ké tsy hisaogna mandrakizay.' Noho izégny de ho avy amin'ny andro araiky iré areti-mandringany: ny fahafatesagna, ny fisaonagna, ké ny mosary. Hodoran'ny afa izy, fô ny Tompo Andriamanitra de mahery, ké izy no mpitsara ananjy. ''