Mon Oct 26 2020 09:56:38 GMT-0400 (Eastern Daylight Time)

This commit is contained in:
tsDesktop 2020-10-26 09:56:40 -04:00
parent 517bcc51aa
commit 9e4e368e93
4 changed files with 4 additions and 4 deletions

View File

@ -1 +1 @@
\v 21 Anjely mahery araiky naka vato karaha ny vato maventy ké nanipy izègny tagny an-dranomasigna, ké nivôlagna hoe: ''amin'izégny fômba izégny, Babylona, lay tanàgna maventy, harodagna arahigna herisetra, ké tsy ho hita intsony. \v 22 Lay feo natôn'iré lokanga, mpitendry mozika, mpitsoka sodigna, sy trompetra de tsy ho re akô amianà intsony. Tsy hisy feon'ny vato fikosoham-bary ho re intsony akè aminà.
\v 21 Anjely mahery araiky naka vato karaha ny vato maventy ké nanipy izègny tagny an-dranomasigna, ké nivôlagna hoe: ''amin'izégny fômba izégny, Babylona, lay tanàgna maventy, harodagna arahigna herisetra, ké tsy ho hita intsony. \v 22 Lay feo natôn'iré lokanga, mpitendry mozika, mpitsoka sodigna, sy trompetra de tsy ho re akô aminô intsony. Tsy hisy feon'ny vato fikosoham-bary ho re intsony akè aminô.

View File

@ -1 +1 @@
\v 23 Ny fahazavan'ny jiro, de tsy hamirapiratra akô aminà intsony. Iré feon'ny mpampakatra sy ampakarigna de tsy ho re akô aminà intsony, fô ny mpivarotraré no andrian'ny tany, ké iré firenegna de voafitaka tamin'ny famosavinaré. \v 24 Takô aminanjy no nahitagna ny ràn'ilay mpaminany, sy irè mpino, ké ny ràn'iré jiaby zay voavono taketo an-tany.''
\v 23 Ny fahazavan'ny jiro, de tsy hamirapiratra akô aminô intsony. Iré feon'ny mpampakatra sy ampakarigna de tsy ho re akô aminô intsony, fô ny mpivarotraré no andrian'ny tany, ké iré firenegna de voafitaka tamin'ny famosavinaré. \v 24 Takô aminanjy no nahitagna ny ràn'ilay mpaminany, sy irè mpino, ké ny ràn'iré jiaby zay voavono taketo an-tany.''

View File

@ -1 +1 @@
Tôko 19
Tôko faha 19

View File

@ -206,10 +206,10 @@
"18-14",
"18-15",
"18-18",
"18-21",
"18-23",
"19-title",
"19-01",
"19-03",
"19-05",
"19-06",
"19-07",