Thu Oct 22 2020 09:55:41 GMT-0400 (Eastern Daylight Time)

This commit is contained in:
tsDesktop 2020-10-22 09:55:41 -04:00
parent e786add7c4
commit 9d337cf1db
4 changed files with 4 additions and 4 deletions

View File

@ -1 +1 @@
\v 8 Lay feo zay regniky avy agny an-dagnitra nivôlagna taminahin-draikia hoe: "Mandiana, alaivo lay horonan-taratasy mivailatra zay agny an-tagnan'ilay anjely mitsangagna ake ambôny ranomasignia sy ambônin'ny tany.'' \v 9 Avake de lasa nandaiha amin'ilay anjely za ary nivôlagna taminy mbô hagnamia za lay horonan-taratasy hely. Hoy izy taminahy: ''Alaivo ny horonan-taratasy ary hioano zegny. Hampangidy ny akô an-kibona zegny, fô akô am-ambavana de ho mamy karaha tintely zegny.''
\v 8 Lay feo zay regniky avy agny an-dagnitra nivôlagna taminahin-draikia hoe: "Mandiana, alaivo lay horonan-taratasy mivailatra zay agny an-tagnan'ilay anjely mitsangagna ake ambôny ranomasignia sy ambônin'ny tany.'' \v 9 Avake de lasa nandaiha amin'ilay anjely za ary nivôlagna taminy mbô hagnamia za lay horonan-taratasy hely. Hoy izy taminahy: ''Alaivo ny horonan-taratasy ary hioagno zegny. Hampangidy ny akô an-kibona zegny, fô akô am-ambavanô de ho mamy karaha tintely zegny.''

View File

@ -1 +1 @@
\v 6 Ire vavolombelogna ire managna fahefagna hagidy ny lagnitra mbô tsy hilatsahan'ny oragna mandritry ny andro haminanian'izy ire. Manam-pahefagna izy ire hagnova ny rano ho rà sy hamely ny tany amin'ny karazagna loza jiaby na oviagna na oviagna irin'izy ire.\v 7 Kôfa ho vita ny fijoroan'izy ire vavolombelogna, de miakatra avy agny agnaty lavaka tsy hita noanoa lay bibidia hiady hanôhitra azy ire. handresy azy ire Izy ary hamono azy ire.
\v 6 Ire vavolombelogna ire managna fahefagna hagnidy ny lagnitra mbô tsy hilatsahan'ny oragna mandritry ny andro haminanian'izy ire. Manam-pahefagna izy ire hagnova ny rano ho rà sy hamely ny tany amin'ny karazagna loza jiaby na oviagna na oviagna irin'izy ire. \v 7 Kôfa ho vita ny fijoroan'izy ire vavolombelogna, de miakatra avy agny agnaty lavaka tsy hita noanoa lay bibidia hiady hanôhitra azy ire. handresy azy ire Izy ary hamono azy ire.

View File

@ -1 +1 @@
Toko 11
Tôko faha 11

View File

@ -126,11 +126,11 @@
"10-01",
"10-03",
"10-05",
"10-08",
"10-10",
"11-title",
"11-01",
"11-03",
"11-06",
"11-08",
"11-10",
"11-13",