Thu Oct 22 2020 09:51:41 GMT-0400 (Eastern Daylight Time)

This commit is contained in:
tsDesktop 2020-10-22 09:51:41 -04:00
parent 706ed7cfbc
commit 69b8e476da
5 changed files with 5 additions and 5 deletions

View File

@ -1 +1 @@
\v 18 Ary ny ampatelon'ire ôlo de matin'ire loza telo: ny afo, ny setroka, ary ny sôlifara zay nivoaka avy takô am-bavan'izy ire. \v 19 Fô ny herin'ire sôvaly de avy takô amin'ny vavan'izy ire sy tamin'ny hoin'izy ire - fô ny hoin'izy ire de kara bibilava, ary nanagna lôha zay afaka mandratra ôlo izy ire.
\v 18 Ary ny ampatelon'ire ôlo de matin'ire loza telo: ny afo, ny setroka, ary ny sôlifara zay nivoaka avy takô am-bavan'izy ire. \v 19 Fô ny herin'ire sôvaly de avy takô amin'ny vavan'izy ire sy tamin'ny rambon'izy ire - fô ny rambon'izy ire de karaha bibilava, ary nanagna lôha zay afaka mandratra ôlo izy ire.

View File

@ -1 +1 @@
\v 20 Ny ambin'ire ôlombelogna, ire zay tsy matin'ire loza ire,de tsy nibebaka tamin'asa zay vitan'asa zay vitan'izy ire, na nijanogna nanompo ire demony sy sampy vôlamaina, vôlafotsy, varahagna, vato, ary hazo- ire raha jiaby zay tsy hita maso, re, na mandaiha. \v 21 Izy ire de mbôla tsy nibebaka tamin'ny asa famonoagna, ny famosavian'izy ire, ny fijangajangana na ire asa fangalaran'izy ire.
\v 20 Ny ambin'ire ôlombelogna, ire zay tsy matin'ire loza ire, de tsy nibebaka tamin'ny asa zay vitan'izy ire, na nijanogna nanompo ire demony sy sampy vôlamaina, vôlafotsy, varahagna, vato, ary hazo- ire raha jiaby zay tsy hita maso, re, na mandaiha. \v 21 Izy ire de mbôla tsy nibebaka tamin'ny asa famonoagna, ny famosavian'izy ire, ny fijangajangana na ire asa fangalaran'izy ire.

View File

@ -1 +1 @@
\v 1 Avake za de nahita anjely mahery hafa nidigna avy agny an-dagnitra. takô agnaty rahogna izy, ary nisy avagna take ambonin'ny lôhany. Ny tarehiny de miendrika masoandro ary ny tôngony de karaha ny andry afo.\v 2 Mitagna horognan-taratasy hely mivelatra amin'ny tagnany izy, ary mametraka ny tongony havanagna amin'ny ranomasigna sy ny tongony havia amin'ny tany.
\c 10 \v 1 Avake za de nahita anjely mahery hafa nidigna avy agny an-dagnitra. Takô agnaty rahogna izy, ary nisy avagna take ambonin'ny lôhany. Ny tarehiny de miendrika masoandro ary ny tôngony de karaha ny andry afo. \v 2 Mitagna horognan-taratasy hely mivelatra amin'ny tagnany izy, ary mametraka ny tongony havanagna amin'ny ranomasigna sy ny tongony havia amin'ny tany.

View File

@ -1 +1 @@
Toko 10
Tôko faha 10

View File

@ -119,10 +119,10 @@
"09-07",
"09-10",
"09-13",
"09-16",
"09-18",
"09-20",
"10-title",
"10-01",
"10-03",
"10-05",
"10-08",