auto save

This commit is contained in:
MAD008 2020-08-13 20:52:53 -04:00 committed by root
parent 9e2db1fe90
commit 5f583a5bbe
1 changed files with 1 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
Avy také lay anjely fahafito nanapariaka ny takô an-dasetiny tamin'ny rivotra. ké nisy feo mafy nivoàka avy takô an-tempoly sy avy tamin'ny sezy fiandrianana, magnano hoe: '''Vita izégny!'' Nisy tselatra, kotroka, kotro-baratra, ary horohon-tany mafy_ horohoron-tany mahaventy noho zay efa nitranga hatramin'izay nisiàn'ôlogna takéto an-tany, ké de mafy izégny horohoron-tany izégny. Vaky ho fizaragna telo lay tanàna mahaventy, ké rava ny tanànan'iré firenegna. Avy aké Andriamanitra nagnantso mbôhahatsiaro an'i Babilona mahaventy, ké namiany izegny tanàna izegny ny kapoàka feno divay
Avy také lay anjely fahafito nanapariaka ny takô an-dasetiny tamin'ny rivotra. ké nisy feo mafy nivoàka avy takô an-tempoly sy avy tamin'ny sezy fiandrianana, magnano hoe: '''Vita izégny!'' Nisy tselatra, kotroka, kotro-baratra, ary horohon-tany mafy_ horohoron-tany mahaventy noho zay efa nitranga hatramin'izay nisiàn'ôlogna takéto an-tany, ké de mafy izégny horohoron-tany izégny. Vaky ho fizaragna telo lay tanàna mahaventy, ké rava ny tanànan'iré firenegna. Avy aké Andriamanitra nagnantso mbôhahatsiaro an'i Babilona mahaventy, ké namiany izegny tanàna izegny ny kapoàka feno divay vita avy amin'