Thu Oct 22 2020 09:59:41 GMT-0400 (Eastern Daylight Time)

This commit is contained in:
tsDesktop 2020-10-22 09:59:41 -04:00
parent 4909b5864a
commit 5ac6d51a51
5 changed files with 5 additions and 5 deletions

View File

@ -1 +1 @@
\v 16 Avake ire lôhôlogna aifatra amby roapolo zay nipaitraka take amin'ny sezy fiandrianan'izy ire take agnatraihan'Andriamanitra de nampiondrika ny taignian'izy ire. Nankalaza an'Andriamanitra izy ire. \v 17 Hoy izy ire: ''Magnamia fisaoragna ana zahay, ry Tompo Andriamanitra Tsitoha, lay avaizo sy talôha, satrià nalaka ny herina mavety ana ary nanomboka nanjaka. (Fagnamariagna : Ny sanagny amin'ire dikan-teny talôha de mivaky hoe: Ny mpanapaka jiaby, lay avaizo sy talôha, ary lay ho avy, fô ny dikan-teny amin'izao fotoagna tsy karan-jegny.)
\v 16 Avake ire lôhôlogna aifatra amby roapolo zay nipaitraka take amin'ny sezy fiandrianan'izy ire take agnatraihan'Andriamanitra de nampiondrika ny taignian'izy ire. Nankalaza an'Andriamanitra izy ire. \v 17 Hoy izy ire: ''Magnamia fisaoragna ana zahay, ry Tompo Andriamanitra Tsitoha, lay avaizo sy talôha, satrià nalaka ny herinô maventy anô ary nanomboka nanjaka. (Fagnamarihagna: Ny sanagny amin'ire dikan-teny talôha de mivaky hoe: Ny mpanapaka jiaby, lay avaizo sy talôha, ary lay ho avy, fô ny dikan-teny amin'izao fotoagna tsy karan-jegny.)

View File

@ -1 +1 @@
\v 18 Vignitra mafy ire firenena, kanaifa tônga ny fahavigniragna. Tônga ny fotoagna hitsaragna ny maty sy hamaliagna soa ire mpaminany mpanomponà, ire zay mpino,sy ire zay natahotra ny agnaranà, na ny tsy manan-danja na ny mahery. Tônga ny fotoagna handringanagna ire zay manimba ny tany.''
\v 18 Vignitra mafy ire firenena, kanaifa tônga ny fahavigniragna. Tônga ny fotoagna hitsaragna ny maty sy hamaliagna soa ire mpaminany mpanomponô, ire zay mpino, sy ire zay natahotra ny agnaranô, na ny tsy manan-danja na ny mahery. Tônga ny fotoagna handringanagna ire zay manimba ny tany.''

View File

@ -1 +1 @@
\v 1 Famantaragna mavety no hita tagny an-dagnitra: Viavy nagnatô ny masoandro, ary ny volana take ambanin'ny tongony, ary satro-boninahitra vita tamin'ny kintagna roa ambin'ny folo no take amin'ny lôhany.\v 2 Bikibo izy, ary nihinagna mafy fô aifa ho tairaka, akô agnatin'ny fihetsehan-jaza.
\c 12 \v 1 Famantaragna maventy no hita tagny an-dagnitra: Viavy nagnatô ny masoandro, ary ny volana take ambanin'ny tongony, ary satro-boninahitra vita tamin'ny kintagna roa ambin'ny folo no take amin'ny lôhany. \v 2 Bikibo izy, ary nihinagna mafy fô aifa ho tairaka, akô agnatin'ny fihetsehan-jaza.

View File

@ -1 +1 @@
Toko 12
Tôko faha 12

View File

@ -136,11 +136,11 @@
"11-10",
"11-13",
"11-15",
"11-16",
"11-18",
"11-19",
"12-title",
"12-01",
"12-03",
"12-05",
"12-07",
"12-10",