Thu Oct 22 2020 09:33:41 GMT-0400 (Eastern Daylight Time)

This commit is contained in:
tsDesktop 2020-10-22 09:33:41 -04:00
parent 7a5b8c41df
commit 3f686d63af
4 changed files with 4 additions and 4 deletions

View File

@ -1 +1 @@
\v 11 Avy ake za de nahita sy naregny feon'anjely maro nanodidignia ny sezy fiandrianagna sy ire raha-managn'aigna ary ire lôhôlogno. Ny fitambaran'izy ire de aman'aligna aligna. \v 12 Nivôlagna tamin'ny feo mafy izy ire hoe: ''Mendrika anie lay Zanak'ondry zay novonigna mbô handray fahaifatra, haregna, fahendregna, hery, laza, vôninahitra, ary dera.''
\v 11 Avy ake za de nahita sy naregny feon'anjely maro nanodidignia ny sezy fiandrianagna sy ire raha-managn'aigna ary ire lôhôlogno. Ny fitambaran'izy ire de aman'aligna aligna. \v 12 Nivôlagna tamin'ny feo mafy izy ire hoe: ''Mendrika anie lay Zanak'ondry zay novonigna mbô handray fahaifana, haregna, fahendregna, hery, laza, vôninahitra, ary dera.''

View File

@ -1 +1 @@
\v 13 Naregny ire raha voaforogna jiaby zay tany an-dagnitra sy teto an-tany ary an-dranomasigna za- ny raha jiaby takô anatin'ire-nivôlagna hoe: '' Ho an'ilay rika zay mipaitraka ake amin'ny sezy fiandrianagna sy ho an'ilay Zanak'ondry, anie ny dera, laza, ny vôninahitra, ary ny fahefagna handidy, mandrakizay doria.''\v 14 Ire raha-mangn'aigna aifatra, nivôlagna hoe: ''Amena!'' Ary ire lôhôlogno niondrika sy nivavaka. [Fagnamarihagna: Ny sanany aminare dika-vôlagna talôha de mivaky hoe: '' Ire lôhôlogna roa amby aifapolo de niondrika sy nanômpo an'ilay zay velogna mandrakizay diria.'']
\v 13 Naregny ire raha voaforogna jiaby zay tany an-dagnitra sy teto an-tany ary an-dranomasigna za - ny raha jiaby takô anatin'ire-nivôlagna hoe: ''Ho an'ilay raika zay mipaitraka ake amin'ny sezy fiandrianagna sy ho an'ilay Zanak'ondry, anie ny dera, laza, ny vôninahitra, ary ny fahefagna handidy, mandrakizay doria.'' \v 14 Ire raha-managn'aigna aifatra, nivôlagna hoe: ''Amena!'' Ary ire lôhôlogno niondrika sy nivavaka. [Fagnamarihagna: Ny sanany amire dika-vôlagna talôha de mivaky hoe: ''Ire lôhôlogna roa amby aifapolo de niondrika sy nanômpo an'ilay zay velogna mandrakizay doria.'']

View File

@ -1 +1 @@
Toko 6
Tôko faha 6

View File

@ -86,9 +86,9 @@
"05-06",
"05-08",
"05-09",
"05-11",
"05-13",
"06-title",
"06-01",
"06-03",
"06-05",
"06-07",