auto save

This commit is contained in:
MAD008 2020-08-25 13:37:57 -04:00 committed by root
parent 20e63912b5
commit 2b713330d5
1 changed files with 1 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
Zaho, Jaona, lay araiky naharegny sy nahita iré raha iré. Kôfa naharegny sy nahita izégny zaho, de niakôhoka také amin'ny tongotr'ilay anjely ny tegnako mbô hidera ananjy, lay anjely
Zaho, Jaona, lay araiky naharegny sy nahita iré raha iré. Kôfa naharegny sy nahita izégny zaho, de niakôhoka také amin'ny tongotr'ilay anjely ny tegnako mbô hidera ananjy, lay anjely zay nampiseho anahy iré raha iré. Ahozy izy taminahy: ''Aza magnano izégny! Fô mpanompo namanà miaraka aminà zaho, miaraka amin'iré