Fri Oct 23 2020 08:47:34 GMT-0400 (Eastern Daylight Time)

This commit is contained in:
tsDesktop 2020-10-23 08:47:35 -04:00
parent f3e8df4379
commit 27f673510c
4 changed files with 4 additions and 4 deletions

View File

@ -1 +1 @@
\v 6 Nahita anjely zay hafa nagnaimbana ambôny za, zay nanagna ny hafatra mandrakizain'ny vôvô makorazy hambara amin'ire zay miaigna ambônin'ny tany - amin'ny firenena, foko, fivôlagna,ary ny ôlogna jiaby. \v 7 Nagnantso tamin'ny feo mafy izy hoe:"Matahôra an'Andriamanitra ary magnomaiza voninahitra Ananjy. Fô tônga ny oran'ny fitsaragnany. Mivavaha Aminy, ny raikia zay nagnano ny lagnitra, ny tany, ny ranomasignia, ary lôharano."00
\v 6 Nahita anjely zay hafa nagnaimbana ambôny za, zay nanagna ny hafatra mandrakizain'ny vôvô mahafaly hambara amin'ire zay miaigna ambônin'ny tany - amin'ny firenena, foko, fivôlagna, ary ny ôlogna jiaby. \v 7 Nagnantso tamin'ny feo mafy izy hoe: "Matahôra an'Andriamanitra ary magnomaiza voninahitra Ananjy. Fô tônga ny oran'ny fitsaragnany. Mivavaha Aminy, ny raikia zay nagnano ny lagnitra, ny tany, ny ranomasignia, ary lôharano."

View File

@ -1 +1 @@
\v 8 Nisy anjely hafa-ny anjely faroa-nagnaraka nivôlagna hoe: " Nianjaira, nianjaira Babylon be,zay nandresy lahatra ire firenena jiaby mbô hisotro ny divain'ny fitondran-taignia malotony."
\v 8 Nisy anjely hafa-ny anjely faharoa-nagnaraka nivôlagna hoe: "Nianjaira, nianjaira Babylona be, zay nandresy lahatra ire firenena jiaby mbô hisotro ny divain'ny fitondran-taignia malotony."

View File

@ -1 +1 @@
\v 9 Nisy anjely hafa-anjely fatelo -nagnaraka azy ire ,nivôlagna tamin'nyfeo mafy hoe : "Ra misy mivavaka amin'ny bibi-dia sy ny sariny, ary mandray ake amin'ny handriny na ake amin'ny tagnany , \v 10 de hisotro ny sanagny amin'ny divain'ny fatezairan'Andriamanitra ihany koa izy , divay tsy niaro zay narotsaka takô agnatin'ny kapoaky ny hatezairany. Ny ôlogna zay misotro izegny de ho ampijaliagna amin'ny afo sy sôlifara ake agnatraihan'ire anjely masin'Andriamanitra sy agnatraihan'ny Zanak'ondry.
\v 9 Nisy anjely hafa-anjely fatelo -nagnaraka azy ire, nivôlagna tamin'ny feo mafy hoe: "Ra misy mivavaka amin'ny bibi-dia sy ny sariny, ary mandray ake amin'ny handriny na ake amin'ny tagnany , \v 10 de hisotro ny sanagny amin'ny divain'ny fatezairan'Andriamanitra ihany koa izy , divay tsy niaro zay narotsaka takô agnatin'ny kapoaky ny hatezairany. Ny ôlogna zay misotro izegny de ho ampijaliagna amin'ny afo sy sôlifara ake agnatraihan'ire anjely masin'Andriamanitra sy agnatraihan'ny Zanak'ondry.

View File

@ -161,8 +161,8 @@
"14-title",
"14-01",
"14-03",
"14-06",
"14-08",
"14-09",
"14-11",
"14-13",
"14-14",