auto save

This commit is contained in:
MAD008 2020-08-25 12:42:22 -04:00 committed by root
parent 99e42779a6
commit 18e8f90a86
1 changed files with 1 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
Ahozy izy taminahy: ''Aza asiagna tombo-kase iré tenin'ny faminaniagna amin'itô boky itô, fô antomotra ny fotoagna. Zay magnano ny tsy marigna, avelà izy hanohy ny tsy fahamarinagna. Zay maloto fiaigna, avelà izy hanohy ny fiaignany maloto. Zay
Ahozy izy taminahy: ''Aza asiagna tombo-kase iré tenin'ny faminaniagna amin'itô boky itô, fô antomotra ny fotoagna. Zay magnano ny tsy marigna, avelà izy hanohy ny tsy fahamarinagna. Zay maloto fiaigna, avelà izy hanohy ny fiaignany maloto. Zay marigna, avelà izy hanohy ny fanaovagna ny marigna. Zay masina, avelà izy hanohy ny fahamasinagna.''