Mon Oct 26 2020 09:42:38 GMT-0400 (Eastern Daylight Time)

This commit is contained in:
tsDesktop 2020-10-26 09:42:38 -04:00
parent be24d5cfd4
commit 1583747fae
4 changed files with 4 additions and 4 deletions

View File

@ -1 +1 @@
\v 12 Iré tandroka fôlo zay hitanà de mpanjaka fôlo zay mbôla tsy nandray fanjakagna, fô hahazo fahefagna karaha ny mpanjaka miaraka amin'ilay bibi-dia - mandritry ny adiny araiky zaré ré. \v 13 Firaisan-tsaigna izégny, ké zaré ré de hagnamia ny hery ndraiky fahefanjaré rè an'ilay bibidia. \v 14 Hanangan'ady manohitra ny Zanak'ondry zaré ré. Fô ny Zanak'ondry no handresy ananjy ré satrià Izy no Tompon'ny tompo, ké Mpanjakan'ny mpanjaka-ary miaraka aminanjy iré voaantso, iré voafidy, ké iré manam-pinoagna.''
\v 12 Iré tandroka fôlo zay hitanô de mpanjaka fôlo zay mbôla tsy nandray fanjakagna, fô hahazo fahefagna karaha ny mpanjaka miaraka amin'ilay bibi-dia - mandritry ny adiny araiky zaré ré. \v 13 Firaisan-tsaigna izégny, ké zaré ré de hagnamia ny hery ndraiky fahefanjaré rè an'ilay bibidia. \v 14 Hanangan'ady manohitra ny Zanak'ondry zaré ré. Fô ny Zanak'ondry no handresy ananjy ré satrià Izy no Tompon'ny tompo, ké Mpanjakan'ny mpanjaka-ary miaraka aminanjy iré voaantso, iré voafidy, ké iré manam-pinoagna.''

View File

@ -1 +1 @@
\v 15 Ahozy ny anjely taminahy: ''Irè rano zay hitanà, takè amin'ilay nipitrahan'ilay mpijangajanga, no ôlogno, vondron'ôlogno, firenegna, ké fivôlagna.
\v 15 Ahozy ny anjely taminahy: ''Irè rano zay hitanô, takè amin'ilay nipitrahan'ilay mpijangajanga, no ôlogno, vondron'ôlogno, firenegna, ké fivôlagna.

View File

@ -1 +1 @@
\v 16 Iré tandroka fôlo zay hitanà-zaré ré sy lay bibi-dia de hankahala an'ilay mpijangajanga. Ho atônjaré ré lao sy mitanjaka izy, handrovitra ny nôfony zaré ré, kè handoro ananjy tanteraka amin'ny afo. \v 17 Fô Andriamanitra efa nametraka izègny takô am-pônjaré ré mbô hagnatanteraka ny fikasagna amin'ny fagnekenjaré ré hagnamia ny herinjaré ré hitôndra lay bibi-dia mandra-pahatanteraky ny tenin'Andriamanitra.
\v 16 Iré tandroka fôlo zay hitanô-zaré ré sy lay bibi-dia de hankahala an'ilay mpijangajanga. Ho atônjaré ré lao sy mitanjaka izy, handrovitra ny nôfony zaré ré, kè handoro ananjy tanteraka amin'ny afo. \v 17 Fô Andriamanitra efa nametraka izègny takô am-pônjaré ré mbô hagnatanteraka ny fikasagna amin'ny fagnekenjaré ré hagnamia ny herinjaré ré hitôndra lay bibi-dia mandra-pahatanteraky ny tenin'Andriamanitra.

View File

@ -190,11 +190,11 @@
"17-01",
"17-03",
"17-06",
"17-08",
"17-09",
"17-11",
"17-12",
"17-15",
"17-16",
"17-18",
"18-title",
"18-01",