auto save

This commit is contained in:
MAD008 2020-08-13 20:52:53 -04:00 committed by root
parent 3f2b199c2a
commit 113ef26bee
1 changed files with 1 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
Avy také lay anjely fahafito nanapariaka ny takô an-dasetiny tamin'ny rivotra. ké nisy feo mafy nivoàka avy takô an-tempoly sy avy tamin'ny sezy fiandrianana, magnano hoe: '''Vita izégny!'' Nisy tselatra, kotroka, kotro-baratra, ary horohon-tany mafy_ horohoron-tany mahaventy noho zay efa nitranga hatramin'izay nisiàn'ôlogna takéto an-tany, ké de mafy izégny horohoron-tany izégny. Vaky ho fizaragna telo lay tanàna mahaventy, ké rava ny tanànan'iré firenegna. Avy aké Andriamanitra nagnantso mbôhahatsiaro an
Avy také lay anjely fahafito nanapariaka ny takô an-dasetiny tamin'ny rivotra. ké nisy feo mafy nivoàka avy takô an-tempoly sy avy tamin'ny sezy fiandrianana, magnano hoe: '''Vita izégny!'' Nisy tselatra, kotroka, kotro-baratra, ary horohon-tany mafy_ horohoron-tany mahaventy noho zay efa nitranga hatramin'izay nisiàn'ôlogna takéto an-tany, ké de mafy izégny horohoron-tany izégny. Vaky ho fizaragna telo lay tanàna mahaventy, ké rava ny tanànan'iré firenegna. Avy aké Andriamanitra nagnantso mbôhahatsiaro an'i Babilona mahaventy, ké namiany izegny tanàna i