Mon Oct 26 2020 09:18:37 GMT-0400 (Eastern Daylight Time)

This commit is contained in:
tsDesktop 2020-10-26 09:18:38 -04:00
parent 0338717742
commit 0a21b443f7
3 changed files with 3 additions and 3 deletions

View File

@ -1 +1 @@
\v 2 Lasagna lay anjely voalôhany ké nagnapariaka ny takô an-dasetiny tamin'ny tany; ratra ratsy sy marary no tônga tamin'ny ôlogna zay nanagna ny marikan'ny bibi-diá, iré zay nankalaza ny sariny.
\v 2 Lasagna lay anjely voalôhany ké nagnapariaka ny takô an-dasetiny tamin'ny tany; ratra ratsy sy marary no tônga tamin'ny ôlogna zay nanagna ny marikan'ny bibi-diá, iré zay nankalaza ny sariny.

View File

@ -1 +1 @@
\v 4 Lay anjely fahatelo napariaka ny takô an-dasety tamin'iré ony sy lôharagno, ké lasa rà iré. \v 5 Regniko ny anjelin'ny rano magnano hoe: ''Marigna anà_lay avaizo sy talôha, lay ray masina _satrià efa nitsara iré raha iré anà.(Fanamarihagna: Ny antotan-taratasy sanany talôha de mamaky hoe: ''Marigna anà, Tompo_Lay avaizo sy talôha ary ho avy, satrià efa nitsara iré raha irè anà.'') \v 6 Satrià ny ràn'irè mpino sy mpaminany no nalatsak'anjaré ré, de namianà rà ho sitroigna zaré ré; izegny no mendrika ananjy iré.'' \v 7 Regniko ny alitara namaly hoe: ''Ia, Tompo Andriamanitra lehibe, irè fitsaranà de marigna sy mahitsy.''
\v 4 Lay anjely fahatelo napariaka ny takô an-dasety tamin'iré ony sy lôharagno, ké lasa rà iré. \v 5 Regniko ny anjelin'ny rano magnano hoe: ''Marigna anô_lay avaizo sy talôha, lay ray masina _satrià efa nitsara iré raha iré anô. (Fanamarihagna: Ny antotan-taratasy sanany talôha de mamaky hoe: ''Marigna anô, Tompo_Lay avaizo sy talôha ary ho avy, satrià efa nitsara iré raha irè anà.'') \v 6 Satrià ny ràn'irè mpino sy mpaminany no nalatsak'anjaré ré, de namianà rà ho sitroigna zaré ré; izegny no mendrika ananjy iré.'' \v 7 Regniko ny alitara namaly hoe: ''Ia, Tompo Andriamanitra lehibe, irè fitsaranà de marigna sy mahitsy.''

View File

@ -177,8 +177,8 @@
"15-07",
"16-title",
"16-01",
"16-02",
"16-03",
"16-04",
"16-08",
"16-10",
"16-12",