Thu Oct 08 2020 16:01:58 GMT-0400 (Eastern Daylight Time)

This commit is contained in:
tsDesktop 2020-10-08 16:01:59 -04:00
parent 399afc14b1
commit 290ec1f3a3
3 changed files with 3 additions and 2 deletions

View File

@ -1 +1 @@
\v 14 Kanefa tsy te hagnano na ino na ino kô tsy misy ny fanikenà zah. tsy tiako ho an-katiriagna ny asa soa atônà fô an-tsitrapô. dônko noho izegny no nisarahany taminà \v 15 nandritran'ny fotoagna fohy, mbô hanananà ananjy mandrakizay. \v 16 tsy ho andevo intsony izy, fô tsara mihoatra ny noho ny andevo, de rahalahy malala. Izy no malala indrindra aminah, ké mihotra lavitra ho nanà, na akô amin'ny nôfo na akô amin'ny Tompo.
\v 14 Kanefa tsy te hagnano na ino na ino kô tsy misy ny fanikenà zah. tsy tiako ho an-katiriagna ny asa soa atônà fô an-tsitrapô. Dônko noho izegny no nisarahany taminà \v 15 nandritran'ny fotoagna fohy, mbô hanananà ananjy mandrakizay. \v 16 Tsy ho andevo intsony izy, fô tsara mihoatra ny noho ny andevo, de rahalahy malala. Izy no malala indrindra aminah, ké mihotra lavitra ho nanà, na akô amin'ny nôfo na akô amin'ny Tompo.

View File

@ -1 +1 @@
\v 21 Ny toky mômba ny fankatoavanà, no soratako ho anà. Haiky fô hagnano mihoatra noho izay angatahiky anà. \v 22 mandritra izegny fotoagna izegny foagna, omano ho anahy ny efitra fandraisam-bahiny, fô magnantegna zaho fô amin'ny alaln'ny vavakanà de haverigny aminà ndraiky zaho.
\v 21 Ny toky mômba ny fankatoavanà, no soratako ho anà. Haiky fô hagnano mihoatra noho izay angatahiky anà. \v 22 Mandritra izegny fotoagna izegny foagna, omano ho anahy ny efitra fandraisam-bahiny, fô magnantegna zaho fô amin'ny alalan'ny vavakanà de haverigny aminà ndraiky zaho.

View File

@ -45,6 +45,7 @@
"01-04",
"01-08",
"01-10",
"01-14",
"01-17",
"01-21",
"01-23"