bmm_mrk_text_reg/15/39.txt

1 line
482 B
Plaintext

\v 39 Kôfa hitan' ilay kapiteny izay nitsangana sy nifanatrika tamin' i Jesosy fa maty tamin' izeigny fomba izeigny Izy, de Ahozy Izy hoe:" Tena Zanak'Andriamanitra marina tokoa Io Lalahy Io.\v 40 De nisy vaiavy koa nijaha tegny lavitra tegny .Isan'izeigny Maria Magdalena, Maria ( renin' i Jakoba zandriny sy Jesosy ) ary Salome.\v 41 Tamin' Izy tagny galilia de nagnarak' Anazy sy nanompo Anazy izire. Ary vaiavy fontro hafa koa no niraidia niakatra taminy tagny Jerosalema.