|
\v 14 Ahozy Pilato amin-jare hoe:" Ino ny tsy tsara nataony?" Fa nidalala maré hatrany hatrany izire hoe:" Homboy Izy." \v 15 Te hagnanôvany izay hahafapô azy ire Pilato, koa dia nahafany ho Anazy ire Barabasy. Novangoiny Jesosy ary aviake natolony mbô hofantsiana. |