1 line
376 B
Plaintext
1 line
376 B
Plaintext
\v 20 Jesosy namaly ka nivolagna tamin-jare hoe: ''Ny raika amin'andre roa ambiny folo izegny, le raika miaraka magnatroboka mofo Aminah agnaty lasety izo.''\v 21 Fa ny Zanak'Ologna de handeha amin'ny lalagna izé efa nivolagniny Sôratra Masigna momba Azy. Fa lôza kòza hoan'ny lalahy izè mamadika ny Zanak'Ologna izegny. Tsara hoanan-jy kokoa aza raha tsy teraka izy.'' |