bmm_mrk_text_reg/12/06.txt

1 line
277 B
Plaintext

\v 6 Mbôla nanagna ologna raika hasaigna Izy, de zanak'ananjy zany. Izy no farany nalèfany tagny amin-jareo. Ahozy hoe: "Mba hagnaja ny zanako lahy zare." \v 7 Nèfa nifam-pizaka ny mpamboly voaloboka hoe: "Ity ny mpandôva. Avia, ndo vonintsika izy ary azontsika ny lova.''