bmm_mrk_text_reg/05/05.txt

1 line
260 B
Plaintext

\v 5 Isaky aligna andraiky isan'andro teny amin' jegny tragnö manara, niafatrafatra izy kè nampandeha rà ny vatany tamin' ny vato marangitra. \v 6 Kôfa nahita an' i Jesosy avy lavitra izy, de nihazakazaka nagnatogna Aminy kè niankohotra take anölôhany.