|
\v 33 Ary agnoharagna fontro karan'izeigny no nagnambarany ny Bakôra tamin-jare ire, arakaraky gny fahazahoan-jare azy, \v 34 ary tsy nivôlagna tamin-jare ire afa- tsy tamin'ny agnoharagna Izy. Kôfa Rehefa araiky Izy, de nohazavainy tamin'ire mpianany manokana ny raha jiaby. |