1 line
308 B
Plaintext
1 line
308 B
Plaintext
\v 23 De nangizan'i Jesosy hankeo Aminy ireo ka niteny azyireo tamin'ny alalan'ny fanoharana hoe: "Ahoana no hahafahan'i Satana mandroaka an'i Satana? \v 24 Raha misy fanjakana miady andragno, dia ho rava izegny. \v 25 Ary raha misy tokan-trano miady an-andragno, de tsy hadigniela izegny toka-trano izeigny. |