bmm_mrk_text_reg/03/07.txt

1 line
347 B
Plaintext

\v 7 Avitaké Jesosy, niaraka tamindreo mpianany, nandehandeha an-dranomasina, ary nisy fôkonolo fontry nagnaraka avy agny Galilia sy avy agny Jodia \v 8 ary avy agny Jeroalema sy avy agny Edoma ary hatrany amin ny onin'i Joridana sy magnodidigna ny Tyra sy Sidona. Rehefa nahare momba ireo raha nataonjare,dia nisy fôkonolo fontry nankeo aminy.